vaky pné
1. mamzelkely
(
05/04/2007 12:26)
enga anie mba hande
http://www.humour.com/videos-comiques/videos.asp?VIDvideo=4412
tanjemo ihany aaa:^)
http://www.humour.com/videos-comiques/videos.asp?VIDvideo=4412
tanjemo ihany aaa:^)
répondu par kelly13 le 14/04/2007 17:05
4. mamzelkely
(
05/04/2007 13:38)
za toundé nitabataba be tato apesana teo "minan'ny fatiny zany ":-D:-D
8. sakaizakely
(
06/04/2007 09:12)
ka le vhv tony ange otra otran'izay ihany e ! tsy mahagaga raha tsy mahalala akory hoe misy bilao esorina fa dia sitositonina fahatany oatra an'io ...
za zao manana namana vhv betsaka, tsy haiko hoe maninn fa le blondes be vahoaka eny am balcon hoy ny fitenenana ireny foana
* mibango volo na manisy mascara sady mijery retro, de mandona ilay eo aloha
* manisy clignotant hakavia nefa file de droite
* miantso foana ny sipany hoe hanao plein fa inn kay no atao : sans plomb sa essence sa gasoil ...
* manadino entana eo @ tafo (poketra, foulard sns...)
* enjehan'ny poteau :-D :-D :-D

10. karinah
(
07/04/2007 20:48)
njy kosa!:wink: :-Pza nie tsy ho eo akaiky eo foné :lol::-D:-D:-D:-D:-D:°)
12. kelly13
(
08/04/2007 12:28)
karinah>njy nga mpaolo pné? :°)
kidi>pné mou tsy hainao kou! inn no mba hainao ary e? :-D:-D:-D
kidi>pné mou tsy hainao kou! inn no mba hainao ary e? :-D:-D:-D
16. Vahinala
(
10/04/2007 08:08)
kelly13:
za tsy hanolo pné zany klou e :°)
ko ra tratrany tampoka irery eny andàlana aky d iza no hanolo azy ra tsy hanao indry !
18. kiadi
(
10/04/2007 17:28)
tsy maintsy zah indray ry vahinala no antsoiny anolo an'io an!! iz manao ny adalany mapirafy anah any de vaky pné de zah no manao service madame:-D:-D:-D