Demokrasia mihatsara velatsihy sy Fifidianana
1. raerband
(
04/04/2007 13:24)
Dia vita ihany iny ny datin'ny 04 Avril izay notononin'ny Fanja fa hanaovana ny fifidianana.
Tsy dia hita mazava anefa ny foto-kevitra t@ ny fifidianana natao satria betsaka ny sakana natao mba tsy hampandeha azy antakany sy andavany ka izay olon'ny MANGA & MAITSO ihany no betsaka nahazo karatra.
Ny fakana Ordonnance koa dia misy fanasarotana be ihany satri dia mivezyvezy etsy sy eroa vao mahavita ordonnance iray. En plus toa tsy te-hanome mihintsy aza ry zareo ao @District sy ny Tribunal ao e!
Ny tena aloha dia isan'ny nikarakara ordonnance ary de nandany 1/2 journée nanaovana izany: najaniona ny asa aman-draharaha satria kihondalana hodiavin'ny firenena ny daty 04 Avril ary de nandrotsa-bato ihany na de teo aza ny orana.
Raha ny fanontaniana mipetraka hakana ny hevitry ny vahoaka aloha dia toa hita fa mifono lainga ihany ary ambony latabatra fotsiny satria dia tsy hitondra fampandrosoana ny fahitan'ny besinimaro azy.
Avangongo any @Filoha daholo ny fahefana ka nan ny filohan'ny fokotany aza dia teny midina avy any ambony no hanendrya azy. Izany hoe tsy hanantsafidy intsiny ny MLG ary hiafara @fitondrana jadona ity tantara ity. Manana releve i PINOCHET @zay fotoana izay satria ny zava-misy eto izao dia enjehina ny mpanohitra ary itadiavana fika hampidoboka azy eny Tsiafahy.
Izay rehetra miseho azy hanohotra ny filoha dia atao hazalambo avokoa
Tsy misy demokrasia eto Mcar ry Namana isany o!
Aza sodokan'ny Statistika lainga aboakan'ny fanjakana ianareo any ampita fa ny ao Tanana1000 ihany no alefany nefa tsy Tanana1000 ihany no Mcar.
Ho foana izany ny faritany mizaka tena fa hodsoloana faritra: hisy Onniversité ve isamparitra ato anatin'ny 10 taona? fanontaniana iray mipetraka io ho antsika efa eny @ anjerimanontolo sy ireo rehetra milaza fa mandroso Mcar.
Tsy ny Lalàna no atao hifanaraka @Projet MAP fa i MAP no tokony hajanona satria rah halavaina io dia: Maty AmPerin'asa; ho faty eto isika jiaby fa Ra8 suisa no hanjaka tokana de ho mpiasany daholo isika nefa tsy homeny CNAPS.......
Anjaranao mpamaky mandinika fa mbola hitohy ity ttasy ity
Malahelo zaho ...
:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(

répondu par fijo le 05/04/2007 20:39
4. bazylou
(
04/04/2007 22:15)
reveo ho aho fa ianareo no nifidy azy , izao vao mivaralila tao nefa tamin'ny fifdianana, ra8 e maketsy ra8 e makeroa, izao izany no kendan'ny nateliny e!!:-D:-D:-D:-D:-P:-P:-P:-P
5. piste
(
05/04/2007 01:09)
Toa betsaka no tsy nifidy. Tokony mba hihaino olona ihany ny fitondrana fa tsy manao be mokony hoatr'io foana. Efa mba niteny ihany ireo Eveka Katòlika ( ataoko tenin'olon-dehibe ny azy ireo fa tsy fitsikerana be fahatany) nefa dia tsy nohenoina. Izao manjary afa-baraka, zara raha nisy 30% no nandeha nandatsa-bato.
Fehiny : mba misaina @ manaraka
Fehiny : mba misaina @ manaraka
6. HectorBlood
(
05/04/2007 06:16)
bazylou>> azon lery iany ny 80% ka aza mataotra elà:-D
andresy ny ABSENT :lol:
andresy ny ABSENT :lol:
7. fijo
(
05/04/2007 20:39)
bazy an,hafa ny fifidianana filoha sy fitsapankevim bahoaka.aza hafangaro ireo.