Eny an-tsena
1. salmo1
(
02/04/2007 02:06)
Indray mande zay izaho sy ny cousine-kou nande niaraka t@ bisikleta, nitondra anakiray avy. Ity cousine-kou hande coiffure hanamboatra volo, izaho kosa hande haka filme hojerena, zany oe zah mety haharitra 10mn eoeo ary ilay cousine-kou 40mn eoeo. Nohony tonga aho de nipetraka teo @ Bar, mandrapavitany ilay cousine izay karakarainy any.
Kanjo ity nisy joba nanantona, mpiara-nianatra.
De hoy ilay joba:
- Hola! salmo1 :-* nazaka :lol: @ zay manja noho zah le hitako niaraka t@ bisikleta taminao teo iny...
salmo1:
- ôtrany adala kou enao zany, cousine-kou anie iny eh...
De iny ilay joba fa tapatsinay sady napetrany teo @ tratrako ihany ny lohany.
Nohony nivoaka ilay cousine-kou de talanjona vao nahita ny nataony ilay joba. Tena hafa be mihintsy ny fahitany ilay cousine anay.
Nohony teny andalana de hoy ilay cousine:
- Mahita lazaina aho rehefa tonga any an-trano.
De zay ihany, rehefa niady hevitra teo ampisakafoanana, de hoy bainina nohony vita ny disera:
- Ity misy kapaoty, fa elah aza manafina rehefa manana jobakely.
Tsy hitako zay navaly fa wenn kle ^:^

répondu par dongadonga le 08/04/2007 20:01
4. jhouhlambout
(
02/04/2007 12:29)
salmo1> Kanefa hoy ny Ntaolo nanao hoe:
Raha misy manome zava-tsoa ho anao, kingahy miteny hoe: MISAOTRA TOMPOKO O![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]

6. mirana5
(
02/04/2007 13:54)
Tsy dia hitako loatra ny mampihomehy na mahagaga @ lay tantara,pitinn! loatra lay hevitra!:(
9. jhouhlambout
(
04/04/2007 11:38)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/MDR-mort-de-rire.gif[/IMG]