groupe sanguin

1. xxx ( 31/03/2007 19:40)
bjr hono hoa possible ve fa ny olona mitovy ra tsy miteraka
répondu par Fiffi le 19/04/2007 19:29
2. Fiffi ( 31/03/2007 19:58)
Des parents de même groupe sanguin dans les systèmes ABO et Rhésus peuvent avoir des enfants sans problème. De façon générale, tous les couples peuvent avoir des enfants sans problème sanguin dans la mesure où il n'y a pas d'agglutinines irrégulières chez la mère et que la prévention a été faite en cas d'incompatibilité lors de grossesses et de fausse-couches antérieures.
http://www.aufeminin.com/__e5731-Grossesse-et-groupes-sanguins.html
3. watafon ( 01/04/2007 19:58)
Fiffi : =D:-*
toa efa nande teto matetika ity resak aity angamba e!
4. Fiffi ( 02/04/2007 20:50)
waya: :*:* ié efa nandeha matetika mihintsy....
5. Fiffi ( 02/04/2007 20:50)
wat::oops:
6. xxx ( 03/04/2007 10:25)
bjr efa nandeha fa za klou tsy nahita eh! de tsy afaka hamaly ve zany nareo
7. booboo ( 03/04/2007 10:28)
io efa novalin'i Fiffi io ny valiny ara....
8. xxx ( 03/04/2007 10:44)
mba @teny gsy koa tsy azonay io
9. simplex ( 03/04/2007 13:29)
ity ve dia tsy azonao:
Fiffi:
:*:*
:?:
10. xxx ( 03/04/2007 17:26)
tsy azoko marina eh! ny tiako lazaina hoe inona sy inona avy no mety miaraka
11. Fiffi ( 04/04/2007 12:53)
http://www.femiweb.com/faq/8.2.html heu....de raha mbola tsy mazava @ io de le Dr-nao anontaniana zany koh !
12. ikaretsaka ( 19/04/2007 03:12)
fa tsara jerena ihany io groupe io raha afaka manao an'izany an.."tsy hita izay maharatsy azy"
13. Fiffi ( 19/04/2007 19:29)
xxx:
tsy azoko marina eh! ny tiako lazaina hoe inona sy inona avy no mety miaraka
heu....de anontanio ny Dr-nao zany fa zah koh aloha tsy mahay mandika an'io am teny gasy an !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4389