mitady trano
1. paris10
(
31/03/2007 15:07)
manao aona daolo!mitady trano F3 izahay,F2 no ipetrahanay izao ka mety raha mifanakalo,misaotra betsaka!
répondu par paris10 le 01/04/2007 13:52
2. Ralay
(
31/03/2007 19:12)
Aiza io ry paris10: mozambika sa inde sa chine sa USA vazivazy ka atao fa mba asio minimum de précision rehefa manokatra sujet fa tsy azo valina ilay izy.
:lol:
:lol:
3. paris10
(
31/03/2007 19:33)
eny ary:misy cousine-ko mitady F3,any banlieue 93 izy no mipetraka,ra misy olona mipetraka F3 ka te hifindra @ F2 noho ny antony samihafa dia azo heverina zany,na ra sendra mahita na mahafantatra olona manana reto dia mba ampio e!
4. xxx
(
31/03/2007 20:36)
paris10:
eny ary:misy cousine-ko mitady F3,any banlieue 93 izy no mipetraka,ra misy olona mipetraka F3 ka te hifindra @ F2 noho ny antony samihafa dia azo heverina zany,na ra sendra mahita na mahafantatra olona manana reto dia mba ampio e!
tinao ve ra manodidina ny Bondy?
5. paris10
(
01/04/2007 13:52)
tsy maninona aloha fa misaotra betsaka fa asio precision dia hitantsika eo fa particulier ve io ry xxx?