Mahalia

1. soanja ( 31/03/2007 02:35)
Misy an'ity fanafody vita gasy sady efa ao anaty boaty tsara tarehy antsoina hoe "Mahalia".
Fanafody inona kay izy io azafady sao misy mahalala? Efa nisy nampiasa ve ary mandaitra tokoa ve?
répondu par soanja le 31/03/2007 20:45
2. mandrak ( 31/03/2007 09:38)
vakio ny boatiny :)
3. voara ( 31/03/2007 14:51)
fa fanafody inona le izy akia ri soanja
4. sipagasy ( 31/03/2007 15:00)
mmhhh fa angaha kosa akia dia tsy mba misy taratasy miaraka @ ilay fanafody izany??? aza mampiasa "fanafody" tsy misy "posologie" izany kannn atahorana izany...:{
5. soanja ( 31/03/2007 20:45)
Zay mihitsy no anontaniako eto fa lena le boaty de afaka teo le soratra /taratasy rehetra fa tadidiko fotsiny hoe fanafody avy any Mada le izy ary Mahalia no anarany. Misy fofona pommade tigre zany le izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4755