nareo lhl reo mety mafantatra wé

1. boubounezy ( 30/03/2007 09:29)
inn kay ny matonga ny lhl sasany mbola tanora kely reny ka tsy ty miaraka afa tsy @ femme mure???:idea:
2. kelly13 ( 30/03/2007 09:44)
zany hono ry zalahy a! inona tokou ny antony? sur fa hiteny oe hakàna experience fa experience inn? :°)
3. sipagasy ( 30/03/2007 09:55)
hakana traikefa eo @ fiainana rehetss e! hhihi


ouuuups vavy aby no namaly fa tsy hita ny gôn-dahy:oops:
4. karinah ( 30/03/2007 11:23)
:-D:-D:-D

in oun ry zareo fa te hafantatra be bbnezy a:lol::-D:-D:oops:

5. karinah ( 30/03/2007 11:24)
kelly13:

zany hono ry zalahy a! inona tokou ny antony? sur fa hiteny oe hakàna experience fa experience inn? :°)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:oops:


6. xxx ( 30/03/2007 11:38)
miteraka reny hoe,
7. mamzelkely ( 30/03/2007 12:19)
:-D:-D tô mbola vhv dôly zao no namaly hatram za :roll::-D:-D nefa afaka manome opinion ihany ve za :°)
8. vale ( 30/03/2007 12:35)
:-D:-D:-D:-D mamz
9. nikopol ( 30/03/2007 12:47)
raha tena mure marina ilay sipa dia tsy misy blema firy ny fiharahana aminy ...fa raha mbola tanora kely kosa ilay bandy no miaraka aminy sipa "mur" dia mety mbola mahatsiaro an'i Mama
10. ikaretsaka ( 30/03/2007 13:17)
1-Traikefa

2-Aventure

3-Sponsor

4-Theorian'ny Voatsinefy (plus izy antitra sy miketrona ..Plus izy mamy...tandremana fotsiny ny olitra)

5-Tsy misy ahiana raha sendra misy mifople (rehefa tsy mifankahazo dia misaraka tsy misy arakaraka fotsiny ohatra dia izy manana ny vadiny... )

6- kely kokoa ny riske (tsy mila miseho any @ RAR, Manao ny raharaha sns fa tonga de...)

7-tsy hisy hiteny koa hoe ..ianao miodina satria efa io hita io hoe samy mihodina ko

8- Raha nahabevohoka azy sanatria dia manantena fotsiny hoe mba hitovy aminy ny zazakely dia tsy tratran'ny vadiny ...sinon....


( tsy hevitro ireo fa nataoko dikan-teny malalaka tamina boky izay fa sao izaho indray no henjehina eo =)) )
11. nikopol ( 30/03/2007 13:29)
Expérimenté be i Ika zany kle =))=))=))








tsy hitako ilay fanamarihana kely tery ambany kay
12. kelly13 ( 30/03/2007 13:36)
hitako le fanamarinana kely tery ambany tery fa odivako fanina

hay v ry ikaretsaka zany dol ny antony e!!! d aveo nanaôna ny tohiny, tatarao klou oe!!! inn no tsiron'ilay vôtsinefy?
13. ikaretsaka ( 30/03/2007 13:56)
ko efa hoe mamy ko nareo koa!
14. kelly13 ( 30/03/2007 14:02)
d vôtelina tsara v? hahahaha
15. xxx ( 30/03/2007 14:31)
nikopol:

raha tena mure marina ilay sipa dia tsy misy blema firy ny fiharahana aminy ...fa raha mbola tanora kely kosa ilay bandy no miaraka aminy sipa "mur" dia mety mbola mahatsiaro an'i Mama
aleoko za tsy taizaina ihany fa ahatsiarovako an'ny dadanay klé=))


16. karinah ( 30/03/2007 14:34)
hmmmm, ika sy nikopol, zany mba fisainanareo kosa:{:{:{,hummmmm...
17. fasaly ( 30/03/2007 15:12)
boubounezy:

inn kay ny matonga ny lhl sasany mbola tanora kely reny ka tsy ty miaraka afa tsy @ femme mure???:idea:


hummm ny revy samy manana ny azy:°):-D:-D:-D:-D
ny henoko hoe ny sipakely hono maivnandoha no tsy matotra tsy mahay manome fitiavana:-P:-D


18. fasaly ( 30/03/2007 15:15)
ika: tena mahery enao zany an!:-D
19. karinah ( 30/03/2007 15:27)
ny reko kou le sipakely reny ouny adala resto beuu:-D
20. fasaly ( 30/03/2007 15:44)
:-Dnefa tsy mahita apôka fa miandry mpi pail veuh???:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9362