tonon-kira

1. sitlo ( 30/03/2007 08:45)
Ahoana kay no manova tonon-kira raha mahita diso?
répondu par dadie le 02/04/2007 10:59
2. kelly13 ( 30/03/2007 09:30)
gomer-na!!! hihihi laingako zany! tonokira ao @ tonokira v sa aiza?
3. Stretch ( 30/03/2007 10:26)
vazavazo am ôparlera misy bafila ny mpanoratra

alô alô alô misy diso tsipelina
^^
4. mihanta ( 30/03/2007 13:38)
izay miandraikitra ny tononkira ihany no afaka manintsy ny tononkira diso.
mba azo fantarina oe inona ilay hira dia iza no nandefa?
5. sitlo ( 30/03/2007 18:45)
:lol:
bedabe kah, fa aleo tenenina tsikelikely eny
6. fasaly ( 30/03/2007 19:16)
ié in efatra ny sotro kely:?:arrow:
7. sitlo ( 30/03/2007 19:23)
:lol:
:arrow::?:
8. fasaly ( 30/03/2007 21:45)
=))=))=))=))=))
9. dadie ( 02/04/2007 10:59)
stilo> teneno iza no tokony soloina voalohany ary e ,za dray manao oe so lé manao klipy mihintsy no tokony iova ih ih ih kopy enao?:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8903