2 Bacc

1. salmo1 ( 27/03/2007 19:57)
Raha efa afaka bacc enao.
Mba hazavao kely oe inona ny tena antony hamerenany sasany klasy, hakana bacc fanindroany, de am zay hono bi-baccs:?:

Zany ve de normaly:?:
répondu par salmo1 le 13/04/2007 07:34
2. Fiffi ( 27/03/2007 20:05)
io indray ny an'i salmo ! ny ampitso tsy miova ! efa nandefa an'io dinika io enao raha tsy diso zah an ! iza koh no andeha hamerina kilasy zany rehefa nahazo ny bac-ny ???? :roll::roll::roll:
3. xxx ( 28/03/2007 12:42)
Pour le plaisir ...

T@ andron'ny SN no nisy maromaro fantatro nanao an'izany : sady manomana ny concours hidirana eny @ Anjerimanontolo ilay ankizy . Tsy voatery niverina an-tsekoly an, fa nianatra tany an-trano ohatra
4. salmo1 ( 13/04/2007 07:34)
Fiffi:
iza koh no andeha hamerina kilasy zany rehefa nahazo ny bac-ny ????
Tena nandengany ilay olona masina sy ny mpanaraka azy aho kle. ikalakely kay efa any Akatso... Hitako takaka himezany aho tao anaty phone :°)Nodiny fanina ny resako. :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197