be izany no tsyhandva amin'io referandaomy io an
1. bazylou
(
27/03/2007 14:56)
dia ry le8 mianakavy manambady vazaha ireo ve dia handovan'ny fitondran'ilay 8 iry??
Na ny fiancén'ny zanak'i lery aza vazaha ka ahoana izany no andovany ny fitondrany e??:wink::wink:
Na ny fiancén'ny zanak'i lery aza vazaha ka ahoana izany no andovany ny fitondrany e??:wink::wink:
répondu par vahatra22 le 02/04/2007 05:37
3. Fiffi
(
27/03/2007 20:41)
inona no hidiranao @ fiainany ? izay hahamety sy ahatsara ny fiainanao ry bazylou hatao an ! sa ...mihevitra nga enao hoe mety hataony mpandova azy koh ?
7. fijo
(
28/03/2007 22:41)
madagasikara no hifampilovana fa tsy ny fananan dravalo.aza hafangaro ireo
8. vahatra22
(
02/04/2007 05:37)
nga enao mitetika ny handova azy no miteny an'izany? aza d miditra loatra @ fiainan' olona fa ze hahasoa anao sy hampetipety nenao atao! sao d lany andro mitsikera eo fotsiny nefa ny an' ny tena tsy hita! rehefa tsy hifidy azy fotsiny enao ka mitaona ny olona hanao TSIA dia ampy izay! fa aza alefa daholo io fanaratsiana sy fanasoketana rehetra io!:twisted::cry:
