Hangataka hira

1. honooree ( 27/03/2007 11:43)
Ah!Salut daholo nareo an!
Milay be le serasera eh !izay manana ny parolen'ny hirann'i Voara misy hoe "fa fitia mandramaty izay mitoetra ato anaty zaho sy anao" Ny titre TSY HO RARa.Mba alefaso @ E mailkoity ny tonon_kira ,dia misaotra mialoha re ompoko.:D
Izaho ry reto namana avy aty Tanà lahy navavy mbola mianatra @lycee.
Izay fa dia mahereza daholo
veloma aby ry Sakaiza(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373