ilay namako avy any Amerika Latine
1. salmo1
(
27/03/2007 10:47)
Misy bandy zay namako avy any Bolive, vao telo taona izy no teto Barcelone, ledala efa manana vady fa tsy vita soratra, rehefa tafaraka amiko ledala manafina zavatra @ vadiny,:°) izy roa de samy Bolivianos.
Izaho sy nenitoako ary ny cousines-kou sendra hanainga ho any Andorre indray andro zay, hilalao piscine (fa any andorre misy anilay piscine hafanaina ireny ny rano).
Rehefa nanontaniako ity namako avy Bolive oe:
- Hanaraka anay ve elah?
de novaliany oe:
- Izaho tsy afaka fa tsy manana karampanondro, a+ ny passaporte efa lany daty daholo hatraminy ViSA...
pobre chico :oops:

répondu par xxx le 23/04/2007 17:35
2. xxx
(
27/03/2007 11:09)
inona zany vadiny tsy vita soratra zany ? zany ve no hatao hoe vady ? :roll::roll::roll:
de inona no hidiran'namana vao2 @ io kozinareo io ? de hatao dinika avokoa ve ry salmo zay resakao rehetra @ namanao any ? tssssssssssss

3. Vahinala
(
27/03/2007 11:44)
salmo kosa hoa d manao resaka hafahafa foana ssss, d inn zao no tena tianao hatongavana aminio resaka io ndray fa tsy azoko mintsy ?
5. xxx
(
27/03/2007 13:02)
Vahinala:
salmo kosa hoa d manao resaka hafahafa foana ssss, d inn zao no tena tianao hatongavana aminio resaka io ndray fa tsy azoko mintsy ?
Inona fa hitantara indray hoe tany Andorre sady notampohin'ny piscine mafana e!:lol:
6. Fiffi
(
27/03/2007 14:23)
salmo hoa tsssss ! de andeha alefa dinika eto avokoa ve zay zava-misy rehetra any ? :roll:
8. mandrak
(
30/03/2007 21:41)
salmo1:
Misy bandy zay namako avy any Bolive, vao telo taona izy no teto Barcelone, ledala efa manana vady fa tsy vita soratra, rehefa tafaraka amiko ledala manafina zavatra @ vadiny,:°) izy roa de samy Bolivianos.
de inao ony lty ny vôvô any nedala any
lafo vé ony lty le KISO any? :-D
9. dadie
(
04/04/2007 12:45)
hoy i salmo
tsy aiko ianao ra toa ka efa manambady g kroi pa mé ny vady anie tsy atao tantaraina anizao rehetra zao e ,na oatra fotsiny aza ka misy namana mitantara zavatra anao c pa la peine tantaraina any am vady daolo zany ,ny antony tsy hay ze iafaran'ny fiainana mety tsy ifanaraka ny mpivady d mivoka eo ny resaka indrindra ra toa ka zavatra tokony tsy hotantaraina, eny na am namana hafa aza zany
NB ra tianao ho fantatra oe ananao konfianse ny olona iray d ra ny zavatra tokony tsy ivoka notantarainao taminy ka enonao any am olona hafa d aza matoky azy intsony ,ny fananana konfianse am oul indray mande iany fa tsy indroa
MISAOTRA namaky hatramin'ny farany ry salmo 1 oooo:D
, rehefa tafaraka amiko ledala manafina zavatra @ vadiny

10. xxx
(
23/04/2007 17:35)
òry dadie ahº aza miasa saina amin salmola olona mitapy io, zaza mbola 20 ans v handanina ron doha eh, lol