resy lava
1. bazylou
(
26/03/2007 22:44)
na inona atao na inona sport atao dia resy foana y gasy!!ha ny ka tsy mahagaga fa ny fahatrany aza tsy hitany ny anaovana azy:-D
répondu par Jessimi le 12/04/2007 14:52
4. bazylou
(
27/03/2007 14:57)
hita fa resy lava ka inona indray no lazainao eo!! ny ady an-trano sy seza no masaka ao andoha!!
5. kelly13
(
27/03/2007 15:03)
sur v enao ry bazylou fa ady antrano sy ady seza no mibahana ao andohan'ireo mpanao sport ireo? hahahahaha
6. melody
(
27/03/2007 17:44)
baz:ny anglisy resy lava @izay ataony rehetra ihany koa, midika ve izany hoe miady an-trano sy mitady seza ihany koa?
8. vahatra22
(
06/04/2007 07:54)
mba gasy ihany ve ry bazilou d hanaratsy gasy foana no atao a! mba menatra! toe-tsaina ambany b izany manaratsy ny an' ny tena izany! :oops::twisted:
10. tynah
(
10/04/2007 18:51)
raha resaka foot d manaiky zah fa resy lava fa ny tsy fantatrao d ny gasy anie kah nahazo medaly volamena taty France tam karate eh! vao tsy ampy 2 volana zay ary zah nanatrika tao mintsy. Aza manaratsy gasy zany rah gasy misy rà gasy mikorina ao antinao fa manaratsy ny tenanao ianao ry bazylou.
11. Samoana
(
10/04/2007 19:45)
Aleo resy toy izay complexé ôtran'i bazylou. Tsy miady akory tonga de manaiky ho ambany hatrany tss!!!
Tongava @ RNS @ manaraka raha te ahita gasy mavitrika sy...mandresy
Tongava @ RNS @ manaraka raha te ahita gasy mavitrika sy...mandresy
12. LazaDaddy
(
11/04/2007 00:44)
Samoana:rahoviana io ry Sam?...tratry ny paska aloha e ;)
Tongava @ RNS @ manaraka raha te ahita gasy mavitrika sy...mandresy
14. ronaldo09
(
11/04/2007 05:55)
melody:
baz:ny anglisy resy lava @izay ataony rehetra ihany koa, midika ve izany hoe miady an-trano sy mitady seza ihany koa?
Iza koa ty miteny ho azy ity ,oviana koa ianao nahita ny Anglisy resy lava ?ty tena tssss!!!!
15. Jessimi
(
12/04/2007 14:52)
tynah:
ny gasy anie ka nahazo medaly volamena taty France tam karate eh!
Ny Malagasy koa efa nahazo ny tompon-daka eran-tany amin'ny lalao kanetibe:!: