Ny manja ato @ serasera
1. salmo1
(
26/03/2007 20:15)
Ireto avy ny kalamanja 10 mba hitako tato @ sera2:
1er- pachinot
2nd- fasaly
3eme- PRISCILA
faha 4- natolotra
faha 5- ftlozy
faha 6- telisoa
faha 7- Aino
faha 8- sunlight
faha 9- soffia
faha 10- kelly13
1er- pachinot
2nd- fasaly
3eme- PRISCILA
faha 4- natolotra
faha 5- ftlozy
faha 6- telisoa
faha 7- Aino
faha 8- sunlight
faha 9- soffia
faha 10- kelly13
répondu par karinah le 01/04/2007 13:37
3. xxx
(
26/03/2007 21:13)
fa inona no atao hoe "manja" ? amiko manja daholo rehefa nataon'Andriamanitra
5. fasaly
(
27/03/2007 06:00)
ny ani' salmo koa tsy misy fefaràny ity resaka manja manja manja lava eto sy aokatra ity........:x
angamba io foana no eritreretina lol!:-P8-)
manja dool ny fahitako azy anefa ........
angamba io foana no eritreretina lol!:-P8-)
manja dool ny fahitako azy anefa ........
6. capricorne
(
27/03/2007 06:41)
ny manja amiko dia rehefa mifanaraka @ heritreritro sy =((ny saiko i^:^hany fa tsy mifidy tarehy na fiaviana
7. bibiango
(
27/03/2007 06:52)
:lol::D:o:o8):P:twisted::roll::oops::lol:8O:):D:o:x:cry::wink::oops::cry::wink::°)8-):}:^):evil::*^^;-):-o:{:-D8-):°):}:-D:{^^^^^^^^:*:*:*;-);-);-);-);-);-);-):-o:-o:-P:-P8-)8-):°):°
:twisted::twisted:):idea::idea::cry::cry::cry::x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:(:):D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:o:o:o:lol::):(
:(:?:x:cry::wink::idea::°)8-):-P:-o;-):*:*^^^^:{:{:-D:-D:}:}:?::?::roll::roll::oops::oops::lol::lol:8O8O:):):D:o:o:P:twisted::!::arrow:(l):-/:^):evil::-*
:twisted::twisted:):idea::idea::cry::cry::cry::x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:(:):D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:o:o:o:lol::):(
:(:?:x:cry::wink::idea::°)8-):-P:-o;-):*:*^^^^:{:{:-D:-D:}:}:?::?::roll::roll::oops::oops::lol::lol:8O8O:):):D:o:o:P:twisted::!::arrow:(l):-/:^):evil::-*
10. salmo1
(
27/03/2007 08:13)
xxx:
fa inona no atao hoe "manja" ? amiko manja daholo rehefa nataon'Andriamanitra
Ny atao hoe manja dia vhv manana endrika sy ny hatsarany manokana. Ny bandy (na ny lesbiana) de samy mahalala ny safidiny eo tsirairay.
Eo anatrehan'Andriamanitra ndray de samy manja daholo, raha toa ka mpino Azy enao.
Ary aoka tsy hisy ny ray amnd-reny hilaza ny zanany hoe: tsy manja enao anaka na dia ratsy tahakany inona aza ny zanakareo...
11. Vahinala
(
27/03/2007 08:31)
tena mibahana mafy ny eritreritry salmo mintsy ty resaka sipa, manja sns ty an !:roll:
14. xxx
(
27/03/2007 10:54)
Ny bandy manja voalohany dia :"cuttie"
Ny bandy ratsy voalohany dia "Salmo1"
Ny bandy ratsy voalohany dia "Salmo1"
17. salmo1
(
27/03/2007 11:58)
Ny bandy manja voalohany dia :"cuttie"
Ny bandy ratsy voalohany dia "Salmo1"
Rehefa misy olona 1 mitia ana hafahako manao:* de efa zay :°):-D:-D
19. diamondra27
(
27/03/2007 16:02)
fasaly aloha zao no lazaiko hoe: anatin'ilay manja
sady za zao hifidy azy ho SOBIKETTE
oviana akia mou le izy:-*:-*:-*(l)(l)
sady za zao hifidy azy ho SOBIKETTE
oviana akia mou le izy:-*:-*:-*(l)(l)
20. fasaly
(
27/03/2007 16:31)
kiam: de tsy haiko aky zé fandehan'ny sobikette izany an! nandefa sary fotsiny aho de zay :-P
hay navoakandreo tao lay izy:°)
hay navoakandreo tao lay izy:°)