gregorianina
1. kelly13
(
26/03/2007 16:47)
mba azonareo (ze mahafantatra an) lazaina v ny mombamomba io eglizy (sa tsy eglizy io) 1 io? misaotra ooo
répondu par fijo le 05/04/2007 21:29
4. andry08
(
26/03/2007 17:52)
pape io raha ny nahafantarako azy ary be ny chants grégoriens niaraka t@ moines (chants a capella)
6. ikaretsaka
(
26/03/2007 18:12)
Ny fahafantarako azy an:
tsy eglizy ny gregorianina fa fomba fivavaka sy fomba fihirana, mifantoka bebe kokoa amin'ny famaliana aran-kira ireo valim-bavaka litorjika @ katolika!
(Tahaka ny hoe fomba zafindraony @ katolika Malagasy)
Tamin'ny andron'ny papa Gregoire le Grand izy no nanomboka nalaza.
toa mitovitovy io fomba io @ katolika romanina sy ny ortodoksa tantsinanana
HO an'ny mpanao mozika dia io ilay atao hoe "Plainchant" izany hoe voatery hanaraka rythme ilay izy fa na indraindray mitaroooooozaka indraindray mandeha rapide)
Ny Moines sy any amin'ny monastera dia mbola mampiasa azy betsaka , na ny olona tsotra mandeha any @ ireny monastera ireny ary.
Ary indraindray aza dia ampiasaina @ lamesa ilay iizy, indrindra rehefa le lamesa ka be olona samihafa firenena manatrika ireny ka atao latinina ilay litorjia.
Tsara ny mahafantatra azy ary misaotra amin'ny fanontaniana,
" ny fomba sy ny koltora koa manko manampy betsaka amin'ny vavaka ankoatran'ny tenin'andriamanitra"

11. ikaretsaka
(
27/03/2007 00:26)
kelly> tsy dia tena hoe fomba loatra.. fa style..
ohatran'ny hoe gospel sns...
ohatran'ny hoe gospel sns...
12. hery
(
27/03/2007 07:12)
kelly13> Raha ny hira Gregoriana no anontanianao dia io nolazain'ikaretsaka io. Fomba fihira (ofisialy) ao amin'ny Fiangonana Katolika io. Ary talohan'ny Konsily Vatikana faharoa izay nanomezana lanja bebe kokoa ny hira vokatry ny tany isaky ny firenena dia ny Hira Gregoriana no miasa any am-piangonana.
Hatramin'izao dia mbola misy manao hira Gregoriana ary tsy ny moines ihany.
Tamin'ny Papa tany Madagasikara ohatra dia natao ny Credo sy ny Sanctus (raha tsy diso aho dia nisy Kyrie koa)
Raha mandalo aty Roma ianao ka mivavaka ao Vatican dia mbola hira @ teny latina hiraina amin'ny fihira Gregoriana daholo no mandeha.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Chant_gr%C3%A9gorien

16. ikaretsaka
(
30/03/2007 14:04)
Tsy voatery mankany roma ka
indraindray ao faravohitra sy katedrale andohalo ao misy manao..
raha tsy te hivoaka mihitsy dia mividiana CD