SAHIA MANAO "TSIA"
4. HESHA
(
26/03/2007 13:44)
zay tiana sy eritreretina dia ataovy e, SAHIA MIJORO AMIN NY HEVITRAO zany no tokony ho izy, na ENY na TSIA.
Fa za kou alou toa hanao TSIA e, nefa za tia an i levalo iany, ty hafa mihitsy kle
Fa za kou alou toa hanao TSIA e, nefa za tia an i levalo iany, ty hafa mihitsy kle
7. simplex
(
26/03/2007 17:25)
za nga nanotany :-P : http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2499
10. pimaso
(
28/03/2007 07:55)
"TSIA" = " tsy monarchie ny eto M/Car fa république "
Te ho Empereur ngamba ny sasany fa tsy simple Pdt
"eny" = "eny, manaiky izay fampijaliana rehetra atao anay izahay tompoko, na dia 20.000/l aza ny menaka, 15000/kg ny vary, 2000 ny taxibe, 150000 ny smig, mandrampahafatiny ny Pdt eo foana, ....."
Anao ny safidy

11. fijo
(
28/03/2007 22:56)
raha hafaka nifidy aho dia nanao tsia.satria tsy ekeko ny tany tsy laika
13. xl
(
04/04/2007 16:37)
tena ohatran'ny betsaka ihany le nanao "eny" fa manisa vato zay izao,
loza ty rey olona!
ndao handositra daholo
loza ty rey olona!
ndao handositra daholo
15. fijo
(
04/04/2007 21:28)
de aleo ho hita izay vokany ao aloha,fa mino aho fa mahalala ny tiany atao ny gasy
18. fijo
(
05/04/2007 20:37)
raha mpitondra mandinika ,dia mahalala ny tokony hoataony amin'iny vokatra iny
19. wooda
(
05/04/2007 22:12)
fijo:
raha mpitondra mandinika ,dia mahalala ny tokony hoataony amin'iny vokatra iny
:-D:-D:-D
Fetsy no tena marina!
nidésiste no tena maro aloha taty, fa izany tsy midika inona satria raha mety ny eny no ambony eo dia tsy maintsy ho lany foana!
raharahan'izay tsy nifidy aloha eh! (izaho anisany = tsy nahazo karatra):?