tononkira

1. malalabe ( 25/03/2007 22:34)
manao ahoana daholo ô!

naheno ilay hiran'i Mireille vavaka teo dia tena faly tokoa,
asa raha mba afaka atao eto@ Tranonkala ny tononkira?

Mireille: Vavaka

Misaotra indrindra

Malalabe
répondu par cutie le 27/03/2007 12:10
2. Fiffi ( 26/03/2007 05:30)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=197 iro aloha no ato @ tononkira....
3. cutie ( 26/03/2007 12:52)
alefako refa kelikely eo
fa misy tsy tadidiko ny tonony, de vo henoina njay :lol::lol::lol:
4. cutie ( 26/03/2007 15:36)
Nandao ny fahazazana teny aho
Nandao ny hatanorana teny aho
Nankamamy ty fiainana
Nifaly, nitia, nilalao
Ny Anaranao ry Raiko
No tsy mba fiantsoko
Anio aho de hanandrana
Hiaraka Aminao.

Iza ianao miandrandra vintana
Iza ianao miandrandra harena
Iza ianao miandrandra famonjena
Fa zava-poana ihany
Ny harem-poko tsy lany
Niandry izay iriana
Sao manantena fifaliana

Ianao no faniriako
Inty aho
Ianao no fifaliako
Inty aho
Ianao no fanavoizana ny soa
Fitiavana tsy manam-paharoa

Sambatra izay mahita
Ilay fitiavana tsy mety ritra
Arovina ny dia
Ho ao Aminao
Mandrakizay

De mazotoa mihira:lol::lol::lol::lol:
5. ari.malala ( 27/03/2007 07:49)
cutie:

Nandao ny fahazazana teny aho
Nandao ny hatanorana teny aho
Nankamamy ty fiainana
Nifaly, nitia, nilalao
Ny Anaranao ry Raiko
No tsy mba fiantsoko
Anio aho de hanandrana
Hiaraka Aminao.

Iza ianao miandrandra vintana
Iza ianao miandrandra harena
Iza ianao miandrandra famonjena
Fa zava-poana ihany
Ny harem-poko tsy lany
Niandry izay iriana
Sao manantena fifaliana

Ianao no faniriako
Inty aho
Ianao no fifaliako
Inty aho
Ianao no fanavoizana ny soa
Fitiavana tsy manam-paharoa

Sambatra izay mahita
Ilay fitiavana tsy mety ritra
Arovina ny dia
Ho ao Aminao
Mandrakizay

De mazotoa mihira:lol::lol::lol::lol:



cutie, ahitsiko kley fts fa misy diso

Vizan miandrandra vintana
Iza ianao miandrandra harena
Iza ianao miandrandra famonjena
Fa zava-poana ihany
Ny harem-poko tsy lany
Niandry izay iriana
Sao manantena fifaliana
6. ari.malala ( 27/03/2007 07:52)
azafady fa tonga d lasa le izy e!

Vizana aho niandrandra vintana
Vizana aho nitady izay harena
Vizana aho niandrandra famonjena
Fa zava-poana ihany
Ny harem-poko lany
Tsy nahazo izay iriana
Izaho nanantena fifaliana

Ny tohiny tsisy miova :)
7. cutie ( 27/03/2007 12:10)
hihihihi
merci ari-malala:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.537