PSP na PS2

1. xoby ( 25/03/2007 19:17)
saly daholy:D!
Hoan'ireo izay manana PSP na PS2.:lol:
Mila modification ve nareo sa mitady jeux (dvd,umd,jeux carte mémoire)sa koa mitady carte mémoire na zavatra hafa mahaliana anao moban PSP sy PS2?:?:
contacteo aho dia afaka manafatra ahy nareo na ho tadiavoko izay tianareo!:idea:
misaotra:P
répondu par wooda le 25/04/2007 23:47
2. Fiffi ( 25/03/2007 19:52)
ny PS3 no vao nivoaka koh zao....
3. mandrak ( 25/03/2007 20:52)
xoby:

saly daholy:D!
Hoan'ireo izay manana PSP na PS2.:lol:
Mila modification ve nareo sa mitady jeux (dvd,umd,jeux carte mémoire)sa koa mitady carte mémoire na zavatra hafa mahaliana anao moban PSP sy PS2?:?:
contacteo aho dia afaka manafatra ahy nareo na ho tadiavoko izay tianareo!:idea:
misaotra:P



ay ty ary misy fa notanina ray azo gravena ve reny jeu @ PS2 reny? :lol: (piraty)
4. mandrak ( 25/03/2007 20:57)
Fiffi:

ny PS3 no vao nivoaka koh zao....



le PS3 lafy bé ko (ko rats mifokah kividy any reny 600 héros :-D )
5. Vahinala ( 25/03/2007 22:56)
mandrak > Zao vao mivoaka zao fotsiny io fa ts maintsy mbola mihena tsikelikely eo ihany ny vidiny afaka volana vitsy eo, mila miandry kely.

xxx > Ary enao sao d mba mahavaly ity fanontaniako ity, nasiana puce navadika ho multisystème ny ps2 nay 5volana lasa angamba zay d nandeha tsara foana nefa zao lasa misy jeux tsy mety vakiany tsony (gravazy alo an) nefa nandeha tsara foana hatramzay ? Misy nefa tsy maninn d misy ndray mihitsokitsoka be.
D raha te hi contacter anao mo ahoana ko anao aza xxx !:roll:
6. Vahinala ( 25/03/2007 22:57)
Hay kay enao tsy xxx fa xoby azafady an !
7. Fiffi ( 26/03/2007 06:00)
mandrak: hummm....fa milay kosa an ! :)
8. dongadonga ( 07/04/2007 09:49)
vahinala < tokony handeha foana le nasiana puce navadika ho multi .syst ,fa mety le cd angambany no simba ,io angeh zavatra nkitena fotsiny de lasa mamaky gravage éh:lol:
9. wooda ( 25/04/2007 23:47)
xobio>sao de mitady aloha ianao io fa za te andefa nena (PSP) efa leo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2726