vokatry ny lalao barea sy elefanta

1. mandrindra ( 25/03/2007 15:44)
mba ilazao izay mahalala azafady ô
2. zama91 ( 25/03/2007 16:51)
3 sy tonga hono vita ny gasy
3. simplex ( 25/03/2007 18:06)
http://news.bbc.co.uk/sport2/hi/football/africa/6493727.stm

:snif::snif:
4. bazylou ( 25/03/2007 18:23)
resy lava e!!:-D:-D; izay atao rehetra resy daholo, , breeetk:-D:-D
5. DotMG ( 26/03/2007 06:43)
Iza aminareo no efa nijery ilay movie hoe Team America: World Police?

Tonga teny Mahamasina ny filoha Ravalomanana Marc niaraka tamin'ny ekipa mafonja tao amin'ny fitondrana (nisy biletà ENY teo amin'ny palitaon'ny Filoha) nandray tànana ny Barea sy ny Elefanta ary nanome voninahitra ny lalao.

Nanao solomaso fotsy izay izy (Andriamatoa Filoha), ary tena hitako nitovy tamin'i Kim Jong-Il tamin'ilay film voalazako tetsy ambony ny endriny. Hoy aho hoe sao dia mba filoha koreanina ary ity?
6. tsimatimanota ( 26/03/2007 08:23)
sahia manao TSIA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1912