expulsion de salmo Ravalomanana responsable
1. xxx
(
25/03/2007 02:17)
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?
seuls les poissons morts sont dans mes assiettes.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45a9701be62b2 fa efa nande ity dinika ity.
Ny ray amandreniny salmo sy ny maha olompirenena hafa azy ve de hanaiky raha misy tokoa ity fitediavana policien ity?
Saode lasa tantara be eo ity ry zareo a?? Oe tediaviny ireto policien malagasy indray ity zazalahy nantsangana (mbola mahay teny gasy) fa mpanohitra ny antoko mpanao politika?..
i salmo na de tenentsika oe gasy petaka aza,, izy efa tsy manana izany hatao oe malagasy izany intsony.
tsy vitany ra8 ny manantateraka anio. Fa lasa manohitra ny lalan-iraisam-pirenena @ zony ankizy voantsangana, ra vao manao anio hevitra fitondrana gasy be ingahy ra8.
xxx de aôna zany ny fahatongavany salmo eto indray??

répondu par salmo1 le 27/03/2007 22:35
2. salmo1
(
25/03/2007 02:25)
le xxx hanontaniany xxx zany ao am-le oe: http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45a9701be62b2 :°):-D
3. Fiffi
(
25/03/2007 07:16)
inona indray ary ity ? marina raha mba misy azoko klé ! fa inona no idiran'i Ravalomanana @ salmo eeehhhhhhhhhhh ??? :roll::roll::roll:
5. fasaly
(
25/03/2007 12:58)
:-D:-D:-D:-D ravomanana ngamba ny nom n'i salmo angmba ry reto, hay ve salmo zaza natsangana koa e! :-P
20. salmo1
(
27/03/2007 11:15)
xxx:
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?
seuls les poissons morts sont dans mes assiettes.
Za zany ti hianatra politika, fa ozy le mpampianatra catalan filosifia izay oe: elah zany tsara miditra mpanao politika fa tsy mety resy lahatra mihintsy...
mpampianatra:
- Ela anga zanaka mpanao politika?
salmo1:
- si! dadanay mpanao politika mitantana ny ICV eto Catalougne http://www.vilanovadigital.com/espais/actualitat/article.asp?IdArticulo=15192