Ampidiro aloha ny tenimiafina
2 katôlika sy 1 protesta
1. salmo1
(
23/03/2007 17:07)
niryna: mahafinaritra ny firesahanao tamiko, milay be mintsy :-* ^:^
(izao ndray aza, ity misy resaka tiko hatao aminao sy ny rehetra, tsy resaka sipa ah!).
Izaho nanana akamavavy katôlika, sy namana lahy katôlika, izaho anefa protesta FJKM. Ireto namako samy hafa fiangonana.
Ny Zoma ariva de niray hevitra izahay roa lahy fa hande hivavaka any @ fiangonany le akamavavy. Ny tena nahatongavako izany de izao: hande hivavaka.
Rehefa tonga tao ampiangonana zahay mitsam, de indro ilay akamavavy fa nanao tsarafanahy be nanolotra ilay fihirana sy baiboly mba tsy ho very aho eo @ manodidina. Tena nahatsapa oe: very aho fa tsy naharaka ny fomba fivavahana katôlika.
Nohony tapitra ny fitompivavahana de hoy ilay akamavavy tamiko:
- Elah anga ry salmo1 nivadika katôlika?
de novaliako oe:
- Tsia, zah mbola protesta ka...
Nohony afaka 500m ny fiangonana: de indro ny voalohany nanaovany :-* :* . Nefa anie izany de mbola kilonga 13años.
Tsy hitako izay notenenina^:^

novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 11:05
3. ikaretsaka
(
23/03/2007 17:51)
ty bandy ity tena fisainana bandy 13 ans fa ny vatana fotsiny no glady le :roll:
=))
=))
4. kally
(
23/03/2007 18:24)
Izaho dia gaga ry Ika, ny nièce keliko aza 10 taona matotra lavitra , amidiny mihitsy Salmo raha fomba firesaka sy fanehoan-kevitra.:-P
6. niryna
(
24/03/2007 01:37)
salmo1:
niryna: mahafinaritra ny firesahanao tamiko, milay be mintsy :-* ^:^
(izao ndray aza, ity misy resaka tiko hatao aminao sy ny rehetra, tsy resaka sipa ah!).
Tsy misy fisaorana ka,nangataka ny hevitro ianao dia ireny no hevitro.Na iza ny tanora mikasa ny hanambady eo amin'ny kristiana no resahiko a.Raha tsy mpino miova no mpino koa moa izy vao maika tsara.Ankino amin'Atra ny lalanao,minoa Azy tanteraka dia hataony ho lavorary izay alehanao.Mikatsaha ny fanjakan'ny lanitra dia hanampy anao izao rehetra izao.Tsy hatao tsianjery fotsiny ny fivavahana fa ampiarina amin'ny fiainana.
Aza mitsahatra ny misaotra azy na amin'izay zavatra faran'izay madinika aza.Andramo ka zahao fa tsara Izy.Na iza na iza ny olona miaraka aminao na hifanao fotoana aminao dia aza mitsahatra ny mivavaka vao miala ao an-trano na eny an-dalana mba hiarovany ny herin'ny ratsy.Minoa fotsiny ihany ary mahatokisa Azy,mangataha aminy mba omeny ny Fanahy Masina ianao hiaro sy hiambina anao fa tena misy io ary miaraka amintsika isan'andro.Maro ny herin'ny maizina izay mikatsaka ny hanimba ny fiainan'ny olona indrindra fa ny tanora no tena tiany ho potehina,mandrava ny fanambadiana,mamotika ny tokantrano,manimba ny vatana sy ny fanahy aman'alinalina maro dia maro izy no miakatra handroba,hangalatra,handratra,hamono
,handainga,tsy nisy na iray aza zavatra tsara natao ho ahy sy ho anao tsara koa miambena ny tenanao fa izany no nandefasana azy ireo ety ambonin'ity tany ity.
Mety mahita fihetsika amin'ilay olona miaraka aminao ianao tsy tianao,aza misalasala ny miala,mety mahita fahitana na nofy ianao araho iny fa tsy mandainga.
(l)niryna
7. niryna
(
24/03/2007 01:44)
salmo1:
Nohony afaka 500m ny fiangonana: de indro ny voalohany nanaovany :-* :* . Nefa anie izany de mbola kilonga 13años.
Tsy hitako izay notenenina^:^
Dia inona no fanontaniana tianao hapetraka amin'io?
Samy mbola zaza? Nahazo fahasoavana na samy mbola zaza aza vao nivoaka ny fiangonana?Nosarihan'ny fakam-panahy ka nifanoroko kely na samy zaza aza nivoaka ny fiangonana?
Sa hoe aza mijanganjanga, kanefa hoy Jesosy hoe raha vao manana fitsiriritana iny olona iny ao anaty ny fonao fotsiny ianao dia efa namany mijangajanga?
:roll::idea:
8. niryna
(
24/03/2007 01:44)
kally:
Izaho dia gaga ry Ika, ny nièce keliko aza 10 taona matotra lavitra , amidiny mihitsy Salmo raha fomba firesaka sy fanehoan-kevitra.:-P
:roll::?::P
9. salmo1
(
24/03/2007 02:05)
kally:
Izaho dia gaga ry Ika, ny nièce keliko aza 10 taona matotra lavitra , amidiny mihitsy Salmo raha fomba firesaka sy fanehoan-kevitra.:-P
Tsy mahavarotra anah zany^:^
Dia inona no fanontaniana tianao hapetraka amin'io?
Samy mbola zaza? Nahazo fahasoavana na samy mbola zaza aza vao nivoaka ny fiangonana?Nosarihan'ny fakam-panahy ka nifanoroko kely na samy zaza aza nivoaka ny fiangonana?
Sa hoe aza mijanganjanga, kanefa hoy Jesosy hoe raha vao manana fitsiriritana iny olona iny ao anaty ny fonao fotsiny ianao dia efa namany mijangajanga?
Mba manana fitiavana amiko zany izy e:°)
10. ikaretsaka
(
24/03/2007 02:07)
salmo> efa lasa ialahy ka.. efa voavarotra:lol: efa namidina sipakely 10 taona
11. Rasiligaoma
(
24/03/2007 13:11)
Fa ra salmo ity ahoana marina eh?
milamina ve ianao sa mbola tsy tokony ho ato fa any @ kilometatra faha 18?

12. Vahinala
(
24/03/2007 13:58)
Rasiligaoma:
Fa ra salmo ity ahoana marina eh?
milamina ve ianao sa mbola tsy tokony ho ato fa any @ kilometatra faha 18?
=))=))=))=))=))
13. kally
(
24/03/2007 17:21)
salmo1:
Mba manana fitiavana amiko zany izy e:°)
Hitsetra sa hihomehy anao ry Salmo? Mbà matotra mitovy amin'ny ankizy mitovy taona aminao ho'a fa tsy hisy hidera ny sain-jazanao eo!
Masiaka be aho fa marina izany lazaiko izany,aza atao am-po fotsiny.:wink:
14. prime
(
27/03/2007 10:41)
Izaho dia te-hametraka etoana, raha mahita izao lazain'i salmo izao, fa tsy fisangy ny fakam-panahy... ary hanenenana mafy io aoriana...
Tsy misy izany mifanoroka ho azy izany fa efa nisy seho sy fihetsika ary tranga maro mialoha vao tonga t@ izany... mba resaka angaha ka atao...

15. Fiffi
(
27/03/2007 11:05)
zay ny anao ry salmo an ! miteniteny foana tsssss ! mijaona hiany any @ hatsika sy lalao fa.....