isemination artificielle

1. xxx ( 23/03/2007 14:29)
bjr tena mila vonjy raha azo atao; hono hoa sao de misy namana mitovy cas amiko afaka manazava io zavtra io azafady! de ny momba azy sy ny riskany
répondu par xxx le 03/04/2007 17:28
2. kally ( 23/03/2007 18:35)
Raha ny fahalalako azy tsy voatery hoe hipetraka foana fa miankina @ spermogramme n'ny vadinao.Ny ovulation-nao sns. Ny gynéco-nao no tena mahafantatra anao sy milaza an'izay mety aminao fa toa mbola mila fanafody hi-provoquer ovulation fa tsy miandry fotsiny.
3. xxx ( 25/03/2007 19:25)
bjr
za natao insemmination artificielle fa inona moa ilay tena tianao ho fantatra fa be dia be ny zavatra manodidina io.
4. fasaly ( 25/03/2007 19:42)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4603e2febf888
5. xxx ( 26/03/2007 11:33)
bjr ny tiako ho fantatra hoe tena mety ve de tsy misy problem ny vola aminy sns eh!
6. booboo ( 26/03/2007 11:46)
Aiza kay misy an'i xxx ?
7. booboo ( 26/03/2007 11:53)
Haiko fotsiny hoe raha manana "couverture scle" ilay mpivady (Frantsa) : CMU, RMI, ass. maladie dia gratuits aby ny raha. Na izany aza, tsy mandeha ho azy ilay tsy andoavam-bola io fa arakaraka !!!

8. xxx ( 26/03/2007 16:58)
za aloha natao ilay insemination artificielle , tsy voatery hipetraka foana ilay izy fa ny ahy izao t@ essai faharoa no nety, ny momba ny vola dia @ voalohany aloha dia ny secu sy ny mutuelle complémentaire no mandoa azy fa avy eo dia mety mahazo taratasy "demande d'accord préalable" any @ ilay Dr hanao azy ianao dia ny secu no manome ny prise en charge 100% avy eo.dia tsy misy vola aloha intsony.
9. xxx ( 27/03/2007 18:13)
afka mba manome adiresy email ahy ve enao na msn de any tsika miresaka
10. xxx ( 28/03/2007 16:36)
tsy olana fa afaka milaza izay nandalovako rehetra aho raha mahasoa anao sady efa nandalo teo koa aho dia azoko tsara
ity ary ny adiresiko tiana@laposte.net
dia mahereza e!
11. xxx ( 30/03/2007 08:10)
merci fa to tsy mety akia le adiresy
12. xxx ( 01/04/2007 17:47)
xxx>
normalement mety adiresy fa vao avy nandray mail tamin'ny io za, andramo averina alefa hoe, fa raha sanatria mbola tsy mandeha de raha tsy mampaninona anao de omeo adiresy aho de andramako indray
13. lila ( 03/04/2007 07:56)
hé! fa toa samy xxx ny pseudo nareo? sa za no tsy mahazo
14. Fiffi ( 03/04/2007 07:58)
lila: ndry koh afaka miditra xxx kah ! :) rehefa tsy tiana lazaina na haseho hoe iza no namaly na hamaly de afaka miditra xxx :)
15. xxx ( 03/04/2007 13:14)
xxx< andramo indray hoe akia ity adiresy iray ity , mino aho fa ho afaka miresaka @ izay isika, raha tsy mety dia ilazao ihany aho fa ho hita eo izay hevitra hahafahantsika mifampiresaka e! toa misy blem marina ilay adiresy nomeko voalohany fa nisy iray nilaza tamiko koa hoe tsy afaka manoratra amiko.
16. xxx ( 03/04/2007 13:37)
xxx> adino ilay adiresy teo fa azafady, ity ary kilojoule@laposte.net
17. xxx ( 03/04/2007 17:28)
ok akia an! laziko eo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114