tairo amin'izay ary e

1. xxx ( 23/03/2007 14:16)
Tonga de esoriko ny akanjoko mba hanaitra azy alou,
sa avelako izy hanala ny akanjoko tsimoramora, de zah koa mba manendaka ny akanjony?
répondu par Fiffi le 26/03/2007 18:09
2. booboo ( 23/03/2007 14:18)
:-D:-D:-D:-D
reo ô re ô
misy mitady hifampi-birda ô
3. andry08 ( 23/03/2007 15:02)
dia mifanendaha eo ianareo izany!:lol:
4. salmo1 ( 23/03/2007 15:03)
fa tady haninn ireo? :roll:
5. salmo1 ( 23/03/2007 15:04)
way le, zah kay tsy vhv:oops:
6. sipagasy ( 23/03/2007 16:20)
tss i salmo hoa mampme mihintsy annn mmhhhh:-D:-P
7. Fiffi ( 24/03/2007 17:28)
fa inona indray ary no hataon'i salmo ato ? :roll::-D:-D:-D
8. tynah ( 24/03/2007 21:03)
mangatsika anie ny andro eh!!!:-P
9. mandrindra ( 25/03/2007 07:59)
xxx, diniho ela be mihitsy hoe iza no hanendaka ny ankanjon'iza an. dia rehefa avy mifanendaka akanjo dia tsindrio ny bokotra pause, dia anontanio indray indray hoe iza no hano inona dia aiza no iza ary ahoana:P
10. Vahinala ( 25/03/2007 10:43)
:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 25/03/2007 13:09)
xxx:

Tonga de esoriko ny akanjoko mba hanaitra azy alou,
sa avelako izy hanala ny akanjoko tsimoramora, de zah koa mba manendaka ny akanjony?

fa angah mila manala akanjo vao mahataitra azy????:-P

rehefa samy taitra na manao akanjo mikobona be aza izy de tsy mila kestion zany fa vao tafiditra am toerana mangina de lasa zao ny fitolomana be!;-):-D

12. mandrindra ( 25/03/2007 16:09)
tsy voatery ho alana izany fa azo ahilika fotsiny
13. fasaly ( 25/03/2007 19:41)
tsy ahilika akory aza ry mandrindra fa rovitina mitry!:-P
14. Fiffi ( 25/03/2007 20:01)
xxx:
Tonga de esoriko ny akanjoko mba hanaitra azy alou,
sa avelako izy hanala ny akanjoko tsimoramora, de zah koa mba manendaka ny akanjony?
heu...ny anareo koh ohatran'hoe prograména zany le geste hatao klé ! zavatra tokony mandeha ho azy ange io eh !


15. fasaly ( 25/03/2007 20:33)
:-D:-D:-D:-Dsao diso calcul njay aza ry fiffi de ts ytanteraka lay izy:-P
16. Vahinala ( 25/03/2007 22:25)
Ampekarina fotsiny na aborotsaka defa basy ! :-D:-D:-D
17. xxx ( 26/03/2007 02:04)
manjary tsy mapazoto ane ra vao tsy miala ny volony anakiray eh8-)
18. fasaly ( 26/03/2007 05:27)
:roll:
19. Vahinala ( 26/03/2007 07:39)
Inn ndray no hidirany volo amzany ?:roll:
20. booboo ( 26/03/2007 11:17)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0569