very hevitra

1. lemia ( 22/03/2007 15:19)
tsitako rizareo ze atao fa miaraka am oul 1 aho,f ho 2 semèn zay iz tsitako nef de monina eto akèkin tranonay.:(milaza fa sairana iz tam vôloany de aveo lasa we tsy mipetrka eto fa nifindra monina;isaky ny mantany le jardinier-ny zah de we miasa be ono izy fa miantso am tèl iany;ra mantany le sécurité am ariva ndray de we tsy eto fa any tanà.tena tsitako ze atao nef tiako izy ary fantatro fa eto iany fa tsy haiko.mba toroy hvt reto.Mampijaly le fitiavana eeeeeee:(:cry::cry::cry::cry:
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:01
2. nikopol ( 22/03/2007 15:42)
safidio ze tsara amile jardinier sy ilay sécurité
3. Vahinala ( 22/03/2007 16:32)
Ary sao kosa d izy mintsy no efa te hiafina anao ?
4. karinah ( 22/03/2007 17:09)
:-D:-D:-D:-D, lemia a, tsy misy azoko zay lazénao:-D
5. Vahinala ( 22/03/2007 18:08)
karinah:

:-D:-D:-D:-D, lemia a, tsy misy azoko zay lazénao:-D



:-D:-D:-DTsy mety hiaona aminy tsony ony aky le sipa a
6. mandrak ( 22/03/2007 19:05)
nikopol:

safidio ze tsara amile jardinier sy ilay sécurité



de ko randry mo izy vôtorak' ny lapel sy vôkapok' ny koubahy any (mba imagineo né =))=))=)) )
7. tywa68 ( 22/03/2007 19:47)
lemia : mety tsy manana courage hiteny izy fa tsy te-hanohy intsony ! d io notenenin'i niko io zany atao :-D:-D
8. vale ( 22/03/2007 20:14)
Vahinala::-D:-D:-D:-D
9. xxx ( 22/03/2007 20:19)
karinah:

:-D:-D:-D:-D, lemia a, tsy misy azoko zay lazénao:-D
dia rehefa tsy mahazo de mangiana sady tsy mi-:-D:-D fa mba mijaly ny zanak'olona e !:evil:


10. Fiffi ( 22/03/2007 20:21)
Vahinala:
Ary sao kosa d izy mintsy no efa te hiafina anao ?
heu...sao de tsy de tiany loatra enao de mahatonga azy miafina marina ?


11. xxx ( 22/03/2007 20:27)
dia inona kay no mampi-vanitika anareo rehetra @ zao zavatra manjoa an'i lemia zao ?
12. Vahinala ( 22/03/2007 22:17)
xxx > Tsy le resaka nataony kosa no nampime fa vereneo vakiana daoly ny ao ambony ao rehetra d ho azonao inn no mba mampime anay teo.
13. xxx ( 23/03/2007 07:31)
lemia;kosa efa antitra lotra ee @ zay mbola mianatra
fa tsy miasa!!Aiza no tsy irotsahan'ny kofa
14. Fiffi ( 23/03/2007 13:18)
1937.....:wink:
15. miraymel ( 26/11/2007 09:01)
izay, tsy tia izy, fa amboary ny saina (mora tenenina), bon courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3057