RNS 2007 VICHY

1. tya ( 20/03/2007 12:24)
Manao ahoana,

miantso an'ireo vehivavy mahay volley ka mazoto te hanao volley @ RNS hanampy équipa tsy ampy isa.

Omeo eto ny valiny izay vonina.
répondu par xxx le 21/03/2007 16:24
2. xxx ( 20/03/2007 16:14)
:lol::oops:zah mpanao volley fa tsy te hanao intsony! Fa firy rizareo tsy ampy isa izany aloha e! Fa raha taitra eo aho dia handeha na da hahazo courbature aza!!
3. xxx ( 20/03/2007 17:59)
ny ahy foot
4. Ralay ( 20/03/2007 18:41)
Ekipan'iza aloha izany tsy ampy izany fa toa misy mitady any ho any zay koa ka raha mifanampy v tsy ho tsara
5. xxx ( 21/03/2007 06:01)
tya:

Manao ahoana,

miantso an'ireo vehivavy mahay volley ka mazoto te hanao volley @ RNS hanampy équipa tsy ampy isa.

Omeo eto ny valiny izay vonina.



nareo ve mmandray travesti =)) ?
6. xxx ( 21/03/2007 16:24)
ny ahy tolon'omby misy ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2549