MAP : Mangataka Amin'ny Pokona
1. xxx
(
19/03/2007 14:05)
Izay izany voa tena hiroso amin'ny tena resaka isika : ny vola hanatanterahana. http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=6152
Mbola afenina ny totalin'ny ilaina rehetra sy ny efa azo, na dia efa nohirahiran'ny deba tany Nice aza fa USD 8 miliara no ilaina, ary efa am-paosy ny USD 5 miliara. Hanomboka amin'ny fomba ofisialy amin'izay izany ny fihirana ny "Mba mangataka re Tompoko o!".
Ny mahagaga ahy dia mbola tsy misy resaka mazava foana ny hampiasana ny vola (tetik'asa voafaritra).Firehana ankapobeny ao anaty MAP fotsiny ve no ho entina hangataka.Efa manomboka ange ny dimy taona faharetany, ka antenaina ho azo hoviana izay hangatahina. Sa moa efa misy ny USD 5 miliara fa ny ambiny sisa hisolelahana?
Dia hisy fanatanterahana avo lenta na hatao tsizarizary toy ny mahazatra hono, arakaraky ny vola azo :evil:.
Tsy naleo ve nasiana laharam-pahamehana ka natao avo lenta DAHOLO izay hatao. Sa efa filazana mialoha fa hatao tsizarizary ny any amin'ny faritra tsy azoazo ka mody ny vola tsy ampy no hanilihana azy! Enga anie ka ny fijeriko no ho diso.
Mahalasa eritreritra ihany na dia matoky ny hahalany ny fanovana ny lalampanorenana ny maro. Hanangana rindrina no nandrasana kanefa toa mbola tsy hita taratra ny hananganana ny biraompokotany 17.500 dradraina ho fototry ny MAP.

répondu par xxx le 21/03/2007 21:57
2. bazylou
(
19/03/2007 16:27)
hataka hatrany ary hataka ihany , reveo fa ianareoihany no nifidy azy tao e!!:-D:-D:-D
3. xxx
(
21/03/2007 21:57)
Mampitandrina i Jean Claude Boidin (ambassadeur, chef de mission de la délégation de l'Union européenne à Dago) http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=6243
"Le premier manquement se manifeste par l'absence de chiffrage dans le document de Plan d'actions pour Madagascar. Le Map promet des résultats sans signifier combien ça coûte",
"Le Map devrait définir avec clarté la part de contribution des investisseurs privés, les aides internationales sous forme de dons, les financements par des prêts. Il faut expliquer si Madagascar sera de nouveau un pays endetté", ajoute-t-il.