fahatsiarovana

1. sakaizakely ( 18/03/2007 09:18)
misy hira miverimberina ato antsaiko izay fa tsy dia haiko tsara ny fanombohany, mety diso aza moa ny tohiny fa tena mbola ankizy aho no naheno an'io.

Somary karazana kalon'ny fahiny izany ny style, nefa tany @ 1990 tany izy io no nivoaka.

Sao mba fantatrareo hoe iza io mpihira io, ary raha misy manana ny tonony feno tena vao maika miady am piesiko fa dia misaotra mialoha an'izay afaka manampy e !

Ity ilay hira araka ny fahatadidiavako azy. Lehilahy ilay mpihira.

Fahatsiarovana ny andro iray
nan... ny eritreritrao
fa ny ranomaso izay tsy tana
mety mamparary anao

tohizo hatrany ary ny lalanao
izaho kosa hanohy ny diako
tsarovy fa indray andro any
mety hifanena isika

raiso koa ny fitiavako
hamelombelona ny fanahy
hihira aho handrotsirotsy
hampisinda ny tsiahy

hihira aho hanadino
ireo taloha
ventsoiko mangina
ventsoiko tsy hifoha
répondu par sakaizakely le 23/03/2007 11:21
2. Fiffi ( 18/03/2007 11:47)
i ari.malala zao tena mahay an'io !
3. ari.malala ( 19/03/2007 08:04)
miala tsiny aky i ari.malala fa tsy azony antsaina ilay hira :-)
4. sakaizakely ( 19/03/2007 21:09)
misaotra ihany akia a !:-*
5. ari.malala ( 20/03/2007 06:58)
raha sendrasendra mandeha @ radio aky d henoiko d harahiko, fa efa no impriméko le tonony a! ts mampanantena nefa za an!;) :-*
6. sakaizakely ( 23/03/2007 11:21)
Misaotra mialoha :P
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img156.imageshack.us/img156/4730/merciid7.gif[/IMG][/URL][center]Centered text[/center]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1547