fitsarana sa ... ?

1. xxx ( 17/03/2007 07:46)
Isaia 66/17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao antanimboly ka manaraka ny iray ao afovoany ary mihinana ny henankisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy dia hiaraka ho levona avokoa hoy Jehova
Ka mba apetraka ny fanontaniana efa lasa ve io fotoana fandevonana io sa mbola ho avy ?
répondu par bimanoa le 20/03/2007 05:41
2. ikaretsaka ( 17/03/2007 13:13)
anontanio Isaia dia anontanio Jehova!
3. soanja ( 17/03/2007 13:24)
xxx:

Isaia 66/17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao antanimboly ka manaraka ny iray ao afovoany ary mihinana ny henankisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy dia hiaraka ho levona avokoa hoy Jehova
Ka mba apetraka ny fanontaniana efa lasa ve io fotoana fandevonana io sa mbola ho avy ?


Inona zany le/ireo zava-betaveta hanina io?:roll:


4. mamiah ( 17/03/2007 22:55)
jereo ny Levitique 11 fa ao daolo ny zavatra azo ho hanina sy tsy azo.:D
5. Fiffi ( 18/03/2007 11:45)
tsy mazava....resaka fihinanan-kisoa , vetaveta , fandevonana ? :roll:
6. Rasiligaoma ( 18/03/2007 12:01)
mamiah> ko raha manaraka ny Levitique 11 ve tsy efa maty aby sika sy lasa klown b wny paozintsika?
7. Fiffi ( 18/03/2007 20:27)
http://www.nathan.co.za/biblefra.asp?chapter=101
io ve zany ?
8. pissoa ( 18/03/2007 20:39)
Levitikosy 11:
6 ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;

Inn kou zany rabitro ? :-D:-D:-D
9. Fiffi ( 18/03/2007 20:47)
fa mahagaga ny zavatra voalaza ao an ! fa tsy bitro ve zany ?
10. prime ( 19/03/2007 09:13)
pissoa> :-D:-D:-D
xxx> Inona ilay votoatin\'ny Isaia 66 aloha ry xxx?
11. lapino ( 19/03/2007 17:13)
pissoa:
Inn kou zany rabitro ? :-D:-D:-D
:-D:-D:-D
12. xxx ( 19/03/2007 18:14)
Ny votoatiny dia hoe : madio daholo ny zava-drehetra nefa toa ny filazana ilay fandringanana mbola tsy lasa kano , voalaza ao mantsy hoe : izay mihinana zava-betaveta sy ny karazany dia ho voaringana , ka izay no ohatra ny maha-lasa ny saiko hoe ho voaringana zany :roll:
13. pissoa ( 19/03/2007 19:46)
de njaso eo ry xxx refa mbola tsy lasa le fandringanana an ! inn moa ny olana an ?! :-D:-D:-D
14. bimanoa ( 20/03/2007 05:41)
mbola tsy tonga ny fitsarana fa mbola ho avy tsy ho ela sy ho tampoka,
le resaka henakisoa na bitro sns : ny baiboly ihany d milaza fa tsy izay miditra ao am-bava akory no ratsy fa izay mivoaka avy ao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1649