Gasy Hawaii

1. iriko ( 17/03/2007 00:02)
Vao tonga eto Hawaii izahay, sao dia mba misy Malagasy eto? Misaotra mialoha:D
répondu par Fiffi le 02/04/2007 20:45
2. diamondra27 ( 17/03/2007 18:03)
ha oay:-D
3. Fiffi ( 17/03/2007 21:32)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44aca8f7398fb
4. Fiffi ( 17/03/2007 21:54)
http://serasera.org/namana/?rub=namana/stats&asa=toerana
5. iriko ( 18/03/2007 11:11)
misaotra betsaka an'i fifi. toa mbola tsy misy Hawaii, milaza USA daholo no betsaka fa tsy manome toerana voafaritra.Tsy maninona fa jereko matetika eo ihany sao dia misy ihany.
6. soanja ( 18/03/2007 13:57)
iriko:

Vao tonga eto Hawaii izahay, sao dia mba misy Malagasy eto? Misaotra mialoha:D


Misy bandy gasy avy any Nosy Be izay mipetraka any, fa tsy fantatro hoe nosy aiza (mety Maui angamba) no misy azy any.

Niara avion tamiko avy France-New York- California izy. Tsotra be sady calme be zay. Tamin'ny Avril tamin'ny taona lasa izany ka mino aho fa mbola vaovao aminy koa ny fiainana any dia mbola tsy hita aloha izy.

Ary ilay antsoina hoe "Hanta" angaha tsy any? Dokotera sa inona moa ny asany.


7. Fiffi ( 18/03/2007 17:21)
iriko: heu...possible koh hoe misy hiany satria toa efa ela io stat io fa de aleo jerena eto hiany raha misy mamaly..
8. dadie ( 27/03/2007 15:28)
i cutte aza manana sary tany Hawaii mihintsy sa nanao vakansy fotsiny izy tany? anotanio iany izy e
9. iriko ( 02/04/2007 08:30)
Manahoana indray eh!!!
Hitako ao izao i Rainilekely, tsy fantatro izy raha mbola aty Hawaii na tsia, izy koa toa efa ela no tsy niditra teto. Raha mbola aty ianao ry Rainilekely dia mba antsoy ity tel ity 808 388 7281, toa vitsy dia vitsy mantsy isika izany no aty, ka tsara raha mba mifankafantatra, dia mba asiana fihaonana, Eh.

De mba lazao izy ho an'izay mahafantatra azy.
misaotra:D:D
10. Fiffi ( 02/04/2007 20:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.196