Hiran-drafozan-dahy
3. cutie
(
15/03/2007 00:53)
jereo jereo @ jeography fa tsy misy tany tsy misy fitia
io ihany no haiko :lol::lol::lol::lol:
io ihany no haiko :lol::lol::lol::lol:
4. salmo1
(
15/03/2007 08:57)
Hymne a la joie - himno a la alegria.
http://www.dailymotion.com/visited/search/beethoven/video/xn6vp_beethoven-hymne-a-la-joie-ozawa

8. rbkfoana
(
22/03/2007 19:42)
Ito ary ilay izy :
Mba saino f'aza miangatra na saro-piaro koa
Ry ray sy reny sambatra nampiaraka taloha
Ny ankizy raha mitambatra tsy haditrana moa
Fa tsara raha manandrana mba mifambabo fo
Ny fahafinaretana fikaroka tokoa
Traikefa anie no entina va manana ny soa
Raha jerenao @ jeografia dia tsisy tany tsy misy tany fitia
Ianareo no ho rafozanina k'aza sendoatra aloha
Lehibe ny ankizy mila revy koa izy
Ny fony mihitsy no mizara roa
Ianareo tsy nahafantatra fa izy anie be loha
Ny fiainany voasantatra nomeny an-tsitrapo
Ny gidro any an'ala aza manana malala
Ireo nahazo taona tsy miala foana
Jerijereo @ jeografy fa tsisy tany tsy misy fitia
Ny gidro ...
Jerijereo @ jeografy fa n'iza n'iza mankafy

Rebika
Izay fa mankafiza ee