fanontaniana
1. xxx
(
13/03/2007 14:26)
Hono hoa, ra bevoka v no minana stediril d misy fiantraikany ve? misaotra tompoko!
répondu par xxx le 20/03/2007 07:14
2. sakaizakely
(
13/03/2007 16:33)
tsy le fanafody hohanina rehefa marary tenda iny ve ?
Ny dokotera ihany no afaka mamaly fa antsoy haingana
Ny dokotera ihany no afaka mamaly fa antsoy haingana
3. watafon
(
13/03/2007 19:59)
xxx : tsy azo hohanin'ny vhv bevohoka ny stediril k, contre-indiqué moa zany, fanakanana ny grossesse anie no ilàna an'io fanafody io k tsy azo ampiasaina izy rehefa bevohoka ilay vhv! enao ngah mihinana zao ?
4. Fiffi
(
14/03/2007 06:11)
hummmm.....zany bevohoka zany tena tsy azo hatao mihintsy ny mihinana fanafody sauf...
5. xxx
(
14/03/2007 06:16)
an an an, ts minana fa manontany fotsiny za ka! :-) misaotra e! sady za aza tsy bevoka fa mba fanontaniana sendra nandalo iny :-) fa ra sanatria minana zany de afaka le zaza?
6. Fiffi
(
14/03/2007 06:50)
angamba mety hoe tsy ho afaka le zaza fa misy fihaitraikany be ho an'le zaza ...nefa aleo i wata no hamaly an'io...
7. watafon
(
14/03/2007 07:23)
hihi! tsy afaka ilay zaza k ! fa @ maha à base d'hormone an'io fanafody io d mety hisy fiantraikany @ fiforonan'ny zaza ao ankibo izy io e!
8. SOBIKA
(
14/03/2007 07:26)
XXX SAO DE MITADY HANAONAO ZAVATRA TSY FANAO.
NY DOC IHANY NO AFAKA TENA MANOME VALINTENY MATOTRA RAHA RESAKA FANAFODY.
NY DOC IHANY NO AFAKA TENA MANOME VALINTENY MATOTRA RAHA RESAKA FANAFODY.
12. xxx
(
15/03/2007 12:36)
hihihi, tsy hanaonao foana re za fa zay anie no nanotaniako e! aza matahotra nareo! sady za hoa ts bevoka :)
15. niryna
(
19/03/2007 04:53)
sakaizakely:
tsy le fanafody hohanina rehefa marary tenda iny ve ?
Ny dokotera ihany no afaka mamaly fa antsoy haingana
Marina izany,indrindra ny bevohoka saropady zavatra betsaka fa misy fiantraikany amin'ny zaza ao ambohoka.