hifanerasera

1. oldine ( 12/03/2007 15:13)
Mba ela no naniriako hifandray amin'ny NY RAILOVY saingy izao angamba vao mety hisy hevitra.Tsy ny mpiara-mihira ao ihany anefa fa mba mitady an'i RAINILOLA ihany koa sy ireo tia ny tarika indrindra fa ireo mankafihy an'i Jerome RANDRIA.
Izaho izany soavaly vao ihany no ato saingy raha vao nahita irika dia ilay kanto tena mba tsy haritro no angatahako, dia ny NY RAILOVY izany.Koa dia miandrandra ny fifandraisana serasera o.
Misaotra mialoha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0931