ny atsy amin'ny hebdo de mada

1. bazylou ( 09/03/2007 23:45)
dia manao loha teny mibaribary fa mahery noho i deba ilay 8!!
satria dia fanompoana azy lava reny no ao amin'ny konstity vaovao!! azy tanteraka ny fitondrana ary aminy daholo no anaovana na tsia ny asa rehetra!!
fehezan teny vitsivitsy nalaina tao amin'ny gazety hebdo momba io.
""le droit de greve est reconnu,, mais sans prejudicierau principe,de continuité du service public ni aux besoins séduritaires et fondamentaux de la nation""
""l'article 33 met fin aux greves comme instruments de la politique politicienne.Il n'y aura plus de grèves de fonctionnaires ni de 13 mai ni de magistrats, mais ce sera sous réserve de se conformer à la loi.""
""La république du map sera gouverné par un président dont les latitudeset lamarge de manoeuvre dépasseront celles de son prédecesseur ; DODODER RATSIRAKA.""
""La nouvelle disposition interdit la candidature issue des milieux de la diaspora,mais surtout , aurait évité les évenements tragico-comiques de Toamasina..""
répondu par bazylou le 10/03/2007 19:02
2. Fiffi ( 10/03/2007 10:13)
bazylou:
dia manao loha teny mibaribary fa mahery noho i deba ilay 8!!
mahery noho i deba izy kah ! matoa izy lany de mahery noho izy zany koh !


3. bazylou ( 10/03/2007 15:13)
ie dia jereo koa ny havoakany arye, jereo ny lalana sy fenitra vaovao ho avy sy ho lany , dia hohitanao sy tsapanao fa aleo ihany deba a!!
4. Fiffi ( 10/03/2007 15:37)
deba kosa ry bazylou efa tena tsy halehany mihintsy an ! efa antitra be loatra lery koh ! sady zara fa mahita ! sady.......:-$ tsy ho ela .....
5. bazylou ( 10/03/2007 19:02)
tsy alehany izy nefa .... ary jereo ny ataon'ilay8 fa fanangonana pouvoir betsaka kokoa noho ny tamin'ny andron'ny deba!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2248