ity serasera ity aloha
1. bazylou
(
08/03/2007 23:44)
dia hafa mihitsy mihoatran'dry wanadoo and co e!! tsy misy spontaneite fa mila izatsy sy zaroa vao afaka mamaly na manome hevitra izay tia handray anjara!! mba jereo ny an'i wanadoo fa feno taratry ny fianana tanteraka any Madagasikara. Hany ka hita soritra ao avokoa na ny hopitaly na ny tsy rariny ataon'ny olona iray na maromaro!!:idea::idea::idea:
répondu par Fiffi le 10/03/2007 21:08
3. xxx
(
09/03/2007 02:48)
bazylou, tsara ilay tsikera saingy izao. Maninona moa raha tonga dia nanokafana hevitra tato ilay hitanao tany ka hahatonga ilay taratry gasikara eto @ serasera koa.
Tsoriko aminao fa indray mandeha aho na indroa no tany ary izy io nefa mba hoe WANADOO ihany. Adin'ny firy ny pejy vao misokatra? Mandra-pisokatry ny pejy iray any dia efa mahasoratra indroa eto aho ka tsy aleoko ve eto no manoratra.
Ny fotoana hanaovako sy ny vola handoavako internet aza efa kely koa dia voatery indray koa ve aho hiandry?
Sa hoe ny an'ny tena ihany no tsy tiana. Gasy angaha moa ilay wanadoo sa frantsay? raha ny fahafantarako azy mantsy toa gasy ity serasera ity sinon ça sera français.
Misaotr aloha t@ fanokananao fotoana t@ fillirony izay voalazanao fa voatery mankatsy sy mankaroa ianao izay vao afaka nanoratra kanefa dia nanoratra ihany ianao.
Mankasitraka e!

4. xxx
(
09/03/2007 03:16)
bazylou:
dia hafa mihitsy mihoatran'dry wanadoo and co e!! tsy misy spontaneite fa mila izatsy sy zaroa vao afaka mamaly na manome hevitra izay tia handray anjara!! mba jereo ny an'i wanadoo fa feno taratry ny fianana tanteraka any Madagasikara. Hany ka hita soritra ao avokoa na ny hopitaly na ny tsy rariny ataon'ny olona iray na maromaro!!:idea::idea::idea:
Ny ahy kaloha de eto ihany eee, eto no mahazatra sady ahitana ny maminy. Jereo ange eee, Rque hitako kaloha madio daholo ny fitenin'ny mpandray anjara,ary voahara-maso ity site ity, mihaja eee,ary @ ankapobeny miteny gasy daholo ny mpandray anjara, tena important izany. Hanehoako fisaorana manokana eto ny mpikarakara ny site serasera, sady surtout lay musique, lafatra!!! izay no tena tsy hahafoizako azy!!! Hanehoana fisaorana, fankasitrahana, fankatelemana bdb hoanareo mpikarakara.
Andana ianao mankany @ wanadoo nao any refa any no tinao, fa zay eto ihany, tsisy miala eto.:*:*:*:-*
7. hery
(
09/03/2007 08:46)
Safidy io :-)
Safidin'ny serasera ny mametraka fitsipika... Tsy hoe rehefa misy fitsipika dia tsy afaka milaza ny marina... rehefa tena tsy azo anoharana dia misy ny xxx :-)
Safidin'ny serasera ny tsy manao baranahiny... ny fiteny maloto sy ny hevitra vetaveta dia tsy ho hita eto satria mba misy olom-pady, zaza tsy ampy taona sns eto... rehefa tena tsy azo anoharana dia misy ny "Resak'olon-dehibe"
dia...
Safidinareo koa ny hisafidy ny ho eto :-)
Misaotra hatrany.

9. agoago
(
09/03/2007 12:54)
Ary efa vizaka manenjika ny fanjakana i baz dia hiadivany indray ny serasera
11. salmo1
(
09/03/2007 13:41)
agoago:
Ary efa vizaka manenjika ny fanjakana i baz dia hiadivany indray ny serasera
por dios =)):-D
12. kally
(
09/03/2007 14:24)
bazylou:
dia hafa mihitsy mihoatran'dry wanadoo and co e!! ...!!:idea::idea::idea:
Aleo kosa rabazy mba ho samy hafa fa atao inona ary zavatra mitovy izany sady raha ny fahazoako azy ohatry ny tsy mbola misy ny fifanerena hiditra @ takelaka tsy tiana e?
13. fasaly
(
10/03/2007 07:52)
:roll::roll::roll:taha otr'ahy koa alou de ato no tiko sy ny manavanana ary mahazàtra ahy e! samy manana ny tiny sy ny safidiny marina io ka zay tsy tamàna de afaka mandeha any rehetsa any:°)
14. Fiffi
(
10/03/2007 09:52)
bazylou:satria eto misy ny fifanajana.....
dia hafa mihitsy mihoatran'dry wanadoo and co e!! tsy misy spontaneite fa mila izatsy sy zaroa vao afaka mamaly na manome hevitra izay tia handray anjara!!
15. Stretch
(
10/03/2007 18:38)
fasaly 10-03-2007 08:52:32
Lohateny : Re : ity serasera ity aloha
taha otr'ahy koa alou de ato no tiko sy ny manavanana ary mahazàtra ahy e! samy manana ny tiny sy ny safidiny marina io ka zay tsy tamàna de afaka mandeha any rehetsa any
tsara tso drano marina ze te handé, fa refa miverina tinay ihany bazyl a !
:-D
16. Fiffi
(
10/03/2007 21:08)
jereo ity ry bazylou an ! misy vao2 "Journal de TF1 le 28-02-2007 ! http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n45e5fd34e71e1 nefa ato @ sera2 io an ! hummmm....aiza re zany eh !