8 martsa

1. sipagasy ( 07/03/2007 23:49)
mmhh efa hitako hatraty indray ny hiteny hoe ka raha hangataka ny hitovy zo aminay dia hanao inona anefa??? hihihih, tsy eo indray ny fanontaniako @ ity taona ity fa ho antsika vehivavy hoe mahatsapa tena ve isika fa tena mitovy zo @ lehilahy tokoa?? na any am-piasana izany na ao an-tokan-trano??? :-*


Dia miarahaba antsika vehivavy rehetra tratry ny 8 Martsa aloha izany e!!!!!!
répondu par tywa68 le 08/03/2007 18:55
2. Fiffi ( 08/03/2007 06:30)
Miarahaba antsika vehivavy rehetra :):-*:-*:-*
3. tywa68 ( 08/03/2007 06:35)
sipagasy : hiaraha-mahalala ny valiny :lol:!
Fa na dia izany aza efa misy fivoarana e !


bizz à toutes !
4. patrick2002 ( 08/03/2007 07:10)
tratry ny 8 marsa i sipagasy ,dia aza adino no miarahaba ahy ,@ fetin'i lehilahy ah!
Dia mitovy zo isika amin'izay.:wink:
5. fasaly ( 08/03/2007 07:29)
miarahaba atsika vevavy rrehetsa e!!!!!
izà miasa anio nefa mba fetin'ny vevavy:?:?:?:? tsy mamindra fo mitsy ny patrô!:x
6. tisera ( 08/03/2007 07:48)
:) miarahaba ny vehivavy sipakely sy ny sipabe rehetra tratry ny 8/03/07 é! dia mirary soa hatrany tsy ho voan'ny tsindry azo lenan'ny tsy fitoviana sy ny fiangarana isan-karazany izay tsy afaka amin-draolombelona é! dia samy ho tahian'Andriamanitra !
fasaly>>> :(hatraty akia io miasa io an ! efa aty am-piasana aza aho io : niditra t@ 07h00 fa dia mbola ilaozako misera kely eto aloha:) ny any dago taloha mahazo tapak'andro tsy iasana fa asa izao na efa niova na tsia.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. sipagasy ( 08/03/2007 08:48)
mmhhhh ny any akia ry tsiera ny mpampianatra vehivavy ao @ lycee Andohalo aloha ny haiko annn dia tsy miasa ry zareo fa dia lasa nitsangatsangana any @ royal park any Andoharanofotsy any raha tsy diso aho izay androany e!!!! eeehhhh ny any tsy miasa fa ny aty asa be e!!! hihihih


mazotoa daholo ry vehivavy andrin'ny firenena annnnn, fa inona tokoa moa ny foto-teny azo avy @ io teny firenena io fa tsy hoe RENY!!!!! tsy mbola fetin'ny reny fa fetinay vehivavy annnnn!!!!:-*
8. sipagasy ( 08/03/2007 08:51)
vao avy novakiako ka tiako zaraina amintsika fotsiny e!



http://harilova.blaogy.com/post/182/2631
9. kelly13 ( 08/03/2007 09:15)
tratry ny fety dol ze vhv rehetra o (lollll hafa tsy i patick2002, nga misy fetin'ny lhl :p) d bon courazy ze miasa. :-*:-*
10. sakaizakely ( 08/03/2007 09:19)
Dia faly manolotra antsika vehivavy rehetra tsy ankanavaka ny vokatry ny zaridaina ny tenako ho mariky ny fiarahabana antsika tratr'izao fotoandehibe izao.
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img83.imageshack.us/img83/277/raozyhj4.jpg[/IMG][/URL]

Ataoko angamba fa mba be ihany ny lalana efa nodiavina, raha ny fitovianjo no resahina. Mbola be koa anefa no mbola miandry fanavaozana.

Eto Frantsa ohatra, mbola misy ihany ny fahasamihafan-karama. Asa mitovy, ny vhv ambany karama noho ny lhl. Efa andalampivoarana hono :roll: Dia miandry izany ko

Misy koa ny mouvement Ni Pute ni Soumise, satria misy toerana ankolavaka mbola voahitsakitsaka ny zon'ny ankizivavy dia miezaka izy ireo hanovana ny toetsain'ny lhl sasany any @ireo toerana ireo.

Ny antsika malagasy indray, vao nisy dinika (aoka tsy ho lazaina hoe aiza) vao haingana milaza mikasika ny fanambadiana hoe "ny lahy no lohan'ny vavy, toa an'i Jesosy lohan'ny fiangonana" raha tsy diso aho. Asa izany raha azo raisina hoe fanamboniana ny lhl (mba tsy hilazana ny mifanohitra aminy). Ahoana re ny amin'io e ?

Izahay indray tany ampiasana mahazo bouquet de roses avy @ patabe dia mahazo 1h fisakafoanana en plus. 4 fotsiny izahay no vhv tany dia mba mahazo traitement de faveur kely izany e !

Misaotra an'i Sipagasy amin'ilay takelaka fa mahafinaritra tokoa

:-* :-* :-* :-* :-* :-* isika vehivavy rehetra o !
11. ravatorano ( 08/03/2007 10:04)
arahabaina ianareo vehivavy namana rehetra eto na ny miasa na ny tsy miasa ary dia mirary soa lalandava ho anareo e !
Ny mahagaga ahy dia ity vehivavy omena andro tsy iasana ity nefa dia mbola misy miasa ihany.
Ato aminay zany d miasa daholo ry zareo nefa d misy note de service mihitsy miteny hoe tsy miasa ny vehivavy ny tontolon'ny andron'ny 08 mars2007 zao.
Fa maninona no miasa ary ?
satria mbola nifidy indray hoe aleo mba izay andro tiana hakana azy no tsy iasana e !
:?::?::?::?::?:
ka maninona raha atao hoe misy andro iray tsy hiasan'ny vehivavy mba hankalazana ny zon' izy ireo fa tsy faritana hoe andron'ny valo mars !
sa tsizany:b:b:b:b
sady mba hita amin izay koa hoe raha tsisy vehivavy tokoa re ato ampiasana mba manao ahoana e ?
tsetsatsetrra tsy aritra fotsiny iny
fa ho avy ange ny referand'homme é
tsy hiasa koa izahay lehilahy main ny efatra avrily io sa ahona huzy ry sipagasy :-P:-P:-P
:-D:-D:-D:-D
Mahafinaritra sy mlay b daholo ny vehivavy eto main ity serasera ity e
=D=D=D=D=D=D=D=D
12. kanto10 ( 08/03/2007 10:22)
misaotra an'i sipagasy nahatsiaro, de amiko aloha misy ny hitovizan-jo de misy ny tsy mety hitovizana mihitsy e
13. majakely ( 08/03/2007 10:43)
de arahabaina ee ,,,,zay ihany no azoko ambara:D
14. Fiffi ( 08/03/2007 11:37)
ho antsika vehivavy rehetra......:-*:-*:-*
15. simplex ( 08/03/2007 12:09)
hitako vao teo
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=26818
ny hevitrao??

fanjana atolotra anao ry andriambavilanitra :-*:-*
16. kelly13 ( 08/03/2007 12:24)
pffff! une fois ny lhl mikititanana ny vadiny d tsy mijanona intsony malgré ze bonne volonté-ny!
resaka b fotsiny zany hoe "je promets d'arreter etc..." zany
17. xxx ( 08/03/2007 12:52)
simplex:

hitako vao teo
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=26818
ny hevitrao??

fanjana atolotra anao ry andriambavilanitra :-*:-*


macho foana ve dia mba hahita vehivavy mety @piesiny?
:-D:-D
18. xxx ( 08/03/2007 13:01)
loooooooooooza !

Ces mecs sont des abrutis finis !
19. simplex ( 08/03/2007 13:34)
xxx,

K nena le vevavy mpankahala lelah reny no tena miady @ piesiko kou ;-):-D:@:@
20. Fiffi ( 08/03/2007 14:21)
xxx: :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6402