nankaiza

1. floreoceane ( 06/03/2007 11:41)
Miarahaba anareo,

Mba mangataka ny tononkira an'i Vanilla hoe "nankaiza" io izaho azafady fa dia mahafiaritra ahy izy io.

Misoatra mialoha.
répondu par Fiffi le 08/03/2007 06:26
2. dadasy ( 06/03/2007 20:24)
za koa mba mitady o!:(
3. Fiffi ( 08/03/2007 06:26)
mba nitady hiany fa tsy nahita....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07