salosana

1. ikaretsaka ( 06/03/2007 02:09)
Inona tokoa kay moa no nataon'ny ntaolo hoe salosana ka nahatonga ilay fiteny hoe marivo salosana?
efa nisy nanazava ihany fa tena adiso!
répondu par tywa68 le 07/03/2007 08:49
2. melody ( 06/03/2007 11:55)
inona izany salosana izany akia ry ikaretsaka?:oops:
3. sakaizakely ( 06/03/2007 12:29)
salosana = saina

marivo salosana = kely saina

Izay no fahaizako azy aloha
4. melody ( 06/03/2007 12:35)
m'ci sakaizakely a:-*
5. sakaizakely ( 06/03/2007 14:13)
melody> tsy haiko aloha raha tena izay no dikany fa aleo miandry ny hevitry ny namana hafa :-*
6. xxx ( 06/03/2007 19:48)
Araky ny Rakibolana Malagasy dia:
Salosina (i fa tsy a):Fahalalana, Fisainana (tsy miasa raha tsy miaraka am teny hoe marivo): marivo salosina=kely fisainana, tsy ampy fiheverana.
7. ikaretsaka ( 07/03/2007 06:03)
tsy misy mihitsy iznay ny hoe lalina salosana?
8. tywa68 ( 07/03/2007 08:49)
Ika : misy be d be eto @ forum ka ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.203