Bedy
1. Faribolana
(
05/03/2007 19:48)
Mba mila ny tononkiran'i Rebika hoe "Bedy"(l) anie azafady izay mahalala e!
Misaotra indrindra!
Misaotra indrindra!
répondu par rbkfoana le 22/03/2007 19:23
2. cutie
(
05/03/2007 21:11)
le misy we :
bedin'ny dada aho raha..............
bedin'ny neny aho raha............
bedin'ny zoky aho raha ............
i salmo zao no mety hahay an'io :lol::lol::lol:
bedin'ny dada aho raha..............
bedin'ny neny aho raha............
bedin'ny zoky aho raha ............
i salmo zao no mety hahay an'io :lol::lol::lol:
5. booboo
(
05/03/2007 21:31)
lé tondé Cutie nahatsiaro an'i Salmo @ io tononkira io kah :-D:-D:-D:-D
7. cutie
(
05/03/2007 21:35)
ny an-jy zao refa mandeha malilo( ninie doniah) de njy no tsaroako :lol::lol::lol::lol:
sy lalatiana( tsotra ihany ):lol::lol::lol::lol:
sy lalatiana( tsotra ihany ):lol::lol::lol::lol:
8. booboo
(
05/03/2007 21:56)
:-D:-D:-D
lay "tsotra ihany" io nefa no ahatsiarovako an'i Cutie fa isaka henoko @ RVG tondé ouz zà hoe ra-Cutie ndray zay nangataka an'izany...marina tokoa (mahay maminany ihany zà lé hihihihihihi)
lay "tsotra ihany" io nefa no ahatsiarovako an'i Cutie fa isaka henoko @ RVG tondé ouz zà hoe ra-Cutie ndray zay nangataka an'izany...marina tokoa (mahay maminany ihany zà lé hihihihihihi)
10. EncoRama
(
06/03/2007 20:58)
zà kou mahay hira tian'i cutie b mits :) fa tsy lazaiko fa angatahiko eo refa avy eo rah ohatra ka mety
12. rurik
(
09/03/2007 09:12)
cutie an raha atao la la la la la dia haiko atramin'ny faranany :-D:-D:-D
13. Fiffi
(
09/03/2007 09:21)
sao de le hoe: bedin'papanay sy mamany aho eh ! f'izao sahady aho de hilalao fitiavana aaa ?
15. rbkfoana
(
22/03/2007 19:23)
Ity ary ilay bedy e
Ref :
Bedin'i Dada aho raha misakaiza @ ty
Bedin'i Neny aho raha manambady an-dry
Bedin'i zoky aho raha indry no hizarana fitia
Bedin'i zandry aho fa ho rava angamba izy ity
Tena bedy aho retsy fa tsy haratsian-doha sanatria
Dada mihitsy anie no nahita anao nandeha
BMW an'i vazaha be
Mody hoe aferafera mihidy aman-trano ela
Miverina avy any efa mamofompofon-dabiera
Ref :
bedin'i dada ...
Neny aza gaga fa nahita anao tsinahy
Nifampitantana teny antsenan-joma
Izaho aza niala pà angamba cousin ihany ho aho
Inona akory fa mba henatr'olona ny ahy
Ref :
bedin'i dada ...
Satria tsy tarehy no vadiana harena aza mbola aoriana
Fanahy mantsy no tsy voavidy vidiana
Ka na hiova aza ianao toa tsy ho tafavoaka
Tsy ny tany no fady fa loza ny vavam-bahoaka
Ref :
bedin'i dada ...
RBK (Vol.IV - juin 1997)
Mankafiza finaritra e