bozylou fiaiananao jerena e , ovao ny toetsaina

1. zandrikely ( 04/03/2007 15:54)
aza mba miditra @ fiainan'ny olona ry bozylou a , na inona ataony na inona azy zany , nahazo voninanhitra ve enao @ zany sa inona , vola be , aleo tinondia ho any sa mialona an'i onja e
répondu par vahatra22 le 10/03/2007 08:19
2. Fiffi ( 04/03/2007 17:35)
heu.....indrisy fa bazylou ange tsy tia gasy eh ! efa nolazainy mihintsy io...."ry gasy kely mpihinam-bary" hoy izy.....
3. xxx ( 04/03/2007 19:16)
bozylou: tsy tia gasy nefa gasy kely :-w la honte:oops:=))
4. pissoa ( 04/03/2007 20:08)
bazylou sa bozylou :-D:-D:-D
5. madera2 ( 04/03/2007 20:31)
naninona moa i bazylou ataonareo zany , ilaina ange tsikera eh! , ary sy voatery ho marina na tanteraka ny eritreriny ka tsy tokony ataonareo zany izy , angamba anareo mihitsy tokony hanova toetsaina!
6. zandikely ( 04/03/2007 20:52)
Madera2: Marina mihitsy ny volazanao, olona tsy voetery hitovy hevitra samy mitana ny heviny.

Zandrikely: Maninonona ianao miteny an'i Bazylou hoe ny fiainanao no jerena nefa ianao miteny azy izao. Tsy mifinohitra ve zany?
Sady aiza koa moa hisy hifamepetra tahaka izany e! Avelao izay hiteny e, fa zony ny maneho ny heviny e! Tahaka ianao maneho ny hevitrao io tsy misy olona hisakana anao mihitsy satria zonao izany.

7. niryna ( 05/03/2007 01:44)
zandrikely:

aza mba miditra @ fiainan'ny olona ry bozylou a , na inona ataony na inona azy zany , nahazo voninanhitra ve enao @ zany sa inona , vola be , aleo tinondia ho any sa mialona an'i onja e

Tsy tokony hitsara olona ianao fa tsy fantatrao akory izy.Raha mahita sujet izy tsy voatery hamaly ianao

8. niryna ( 05/03/2007 01:46)
xxx:

bozylou: tsy tia gasy nefa gasy kely :-w la honte:oops:=))

Reraka fotsiny mitsara olona eto ianao.

9. niryna ( 05/03/2007 01:49)
madera2:

naninona moa i bazylou ataonareo zany , ilaina ange tsikera eh! , ary sy voatery ho marina na tanteraka ny eritreriny ka tsy tokony ataonareo zany izy , angamba anareo mihitsy tokony hanova toetsaina!

Marina io teneninao io
Tsy mba fantatry ny olona sasany mihitsy ny fomba fitenenany mety handratra ny hafa,maninona no dia haderadera ny tsy fitiavana.Io ilay teneniko hoe misy manana hatezerana any aminy any ka ato amin'ny serasera izy no manala-vokona8-)8-)

10. niryna ( 05/03/2007 01:51)
zandikely:

Madera2: Marina mihitsy ny volazanao, olona tsy voetery hitovy hevitra samy mitana ny heviny.

Zandrikely: Maninonona ianao miteny an'i Bazylou hoe ny fiainanao no jerena nefa ianao miteny azy izao. Tsy mifinohitra ve zany?
Sady aiza koa moa hisy hifamepetra tahaka izany e! Avelao izay hiteny e, fa zony ny maneho ny heviny e! Tahaka ianao maneho ny hevitrao io tsy misy olona hisakana anao mihitsy satria zonao izany.



Omeko tehaka mirefodrefotra ianao fa nahatsapa ilay mpitsikera voatsikera=D=D=D

11. patrick2002 ( 05/03/2007 02:39)
marina aloha fa tsy voatery hitovi-hevitra ,izay no ilaina ny forum ,fa kosa ny fanalam-baraka, hono hono kosa tsy tokony ho lazaina misy lalana mifehy an'izany ,diffamation public, entrave a la vie privée, izany no hanenjehana ny olona manao an'izany .
12. Robert ( 05/03/2007 05:42)
tena ilaina anie ry zareo ny mpanohitra, fa mba mpanohitra mitsinjo ny tombotsoa ny firenena, mananana fijery hanampy ilay tanindrazana ary afaka omeny vahoaka fitondrana.

Fa tsy ohatra dry bazyl, tsikera fotsiny...

Ny tokony hatao de mitsikera sady manome vahaolana: tsy mety ny zavatra hatao ny mpitondra satria izao tsy izao ny tsy mampety azy. Izahay mpanohitra mahita fa raha atao ohatra izao io de mety kokoa sady ahomby.
13. Fiffi ( 05/03/2007 08:13)
madera2:
naninona moa i bazylou ataonareo zany , ilaina ange tsikera eh! , ary sy voatery ho marina na tanteraka ny eritreriny ka tsy tokony ataonareo zany izy , angamba anareo mihitsy tokony hanova toetsaina!
fa tsy tokony hafangarohina ny malagasy sy ny politika , samy hafa manko ireo....


14. sitlo ( 05/03/2007 08:35)
Robert:

Ny tokony hatao de mitsikera sady manome vahaolana


Nahoana no io no tokony atao? Tsy misy an'io ao amin'ny lalana mifehy ny serasera. Ze tiany ihany io koa.

15. sakaizakely ( 05/03/2007 09:11)
lany rora eto nareo fa ny fitsikerana tsy hiala @ ra olombelona na oviana na oviana

Ny mpivavaka "sasany" mitsikera ny tsy mpivavaka...

Ary ny tsy fitiavangasy @ samy gasy, iarahamahita eto ihany koa io. Ny gasy avy atsy ananona tsy tia ny gasy mipetraka atsy ananona.

Gasy ka manja ka eissssy aho e !
16. xxx ( 05/03/2007 12:23)
niryna:

Tsy tokony hitsara olona ianao fa tsy fantatrao akory izy.Raha mahita sujet izy tsy voatery hamaly ianao
aza hadino koa fa forum ity! tsy natao hoe mifankalala daholo ny olona rehetra zay vao afaka milaza ny heviny ny olona! ary alohan'ny hitsikeranao ny hafa dia manaraha ny resaka ao @ politika aloha!


17. bazylou ( 05/03/2007 22:56)
dray misy lasa adala ato marina fa mamono afo!!
18. sasa ( 06/03/2007 05:36)
ha ha ha ha ha misen koa ity sujet ity kle :-D:-D:-D:-D
19. xxx ( 06/03/2007 21:48)
Misia levona eh!!! routskkkssssssssssssshh!!! mba menatra. mifankatiava ho ah eh! mifankatiava ihany! rah mbola velon'aina!!! tsy misy toy zany eh!! ny mampifaly saina!!!
20. niryna ( 09/03/2007 06:52)
bazylou:

dray misy lasa adala ato marina fa mamono afo!!



:roll:=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2046