besolongola
1. bolotsy
(
04/03/2007 13:55)
miarahaba anareo e!
mba mangataka ny tononkira ny "besolongola" an' Xhi sy M'AA, raha mba misy afaka mandefa
dia misaotra mialoha.:-*^:^
mba mangataka ny tononkira ny "besolongola" an' Xhi sy M'AA, raha mba misy afaka mandefa
dia misaotra mialoha.:-*^:^
répondu par fabfaly le 13/02/2013 16:49
2. Samoana
(
04/03/2007 22:14)
Izao no tadidiko :
ô r'ilay besorongola
modia malakilaky enao
fa 'lay ngabesola
ao andrefan-trano ao
Ity za mbola lalao
aza kotabaisinao
ny masoandro indro mody
mialin'andro anefa izaho
aza mba terena hody
Besorongola, ikaky anie
tsy ampendrasinao toy io
i neny koa ka tsy miomehy
ny anao no be indrindra anio
Nody ihany ilay maditra
nody sasak'alimbe
ka avy hatrany de vôdridra
raok'alika aleha mande
Fa bemarenina rangahy
de lasa koa tsy nandraharaha
nanao korisarisa ery ambony havoana be ery
korisa hatrany an-dohasaha
Anio tontolon'andro
mbola ao besorongola
manao korisarisa ihany
tsy mety lao tsy mety tola
Angano angano arira arira
anay mpamaky lohasola
tokoa ve mpaniratsira
'lay atao hoe besorongola
angano angano arira arira
anay mpamaky lohasola
ianareo no aok'hitsara
diso ve besorongola !!
besorongolaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!
ô r'ilay besorongola
modia malakilaky enao
fa 'lay ngabesola
ao andrefan-trano ao
Ity za mbola lalao
aza kotabaisinao
ny masoandro indro mody
mialin'andro anefa izaho
aza mba terena hody
Besorongola, ikaky anie
tsy ampendrasinao toy io
i neny koa ka tsy miomehy
ny anao no be indrindra anio
Nody ihany ilay maditra
nody sasak'alimbe
ka avy hatrany de vôdridra
raok'alika aleha mande
Fa bemarenina rangahy
de lasa koa tsy nandraharaha
nanao korisarisa ery ambony havoana be ery
korisa hatrany an-dohasaha
Anio tontolon'andro
mbola ao besorongola
manao korisarisa ihany
tsy mety lao tsy mety tola
Angano angano arira arira
anay mpamaky lohasola
tokoa ve mpaniratsira
'lay atao hoe besorongola
angano angano arira arira
anay mpamaky lohasola
ianareo no aok'hitsara
diso ve besorongola !!
besorongolaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!
3. Samoana
(
05/03/2007 07:31)
ilay andininy farany tsy hoe "angano angano arirarira" intsony fa "Tantara iny ka tantara"
4. fabfaly
(
13/02/2013 16:49)
Nisy tsy ampy andininy kely ilay etsy ambony io fa ity izany no fahenoako azy feno e :
ô r'ilay besorongola
modia malakilaky enao
fa 'lay ngabesola
ao andrefan-trano ao
Fa any ianao tontolon’ny andro
Tsy hita ianao hanao raharaha
Indro mody ny masoandro
Modia malakilaky hoy aho
Aoka izaho mbola hilalao
ka aza kotabaisinao
ny masoandro indro mody
ny azy satriny izaho
aza mba terena hody
Besorongola, ikaky anie
tsy ampendrasinao toy io
i neny koa ka tsy miomehy
ny anao no be indrindra anio
Nody ihany ilay maditra
nody sasak'alimbe
ka avy hatrany de vôdridra
raok'alika aleha mande
Fa bemarenina rangahy
de lasa koa tsy nandraharaha
nanao korisarisa ery ambony havoana be ery
korisa hatrany an-dohasaha
Nefa mandrak’androany
Mbola ao besorongola
Manao gorisarisa ihany
Tsy mety ho lao tsy mety ho dola
Tantara iny ka tantara…
Zahay mpamaky lohasola
Ianareo no aoka hitsara
Nisy ve besorongola
angano angano arira arira
Zahay mpamaky lohasola
Moa ve mpaniratsira
‘lay hoe besorongola !!
besorongolaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!
ô r'ilay besorongola
modia malakilaky enao
fa 'lay ngabesola
ao andrefan-trano ao
Fa any ianao tontolon’ny andro
Tsy hita ianao hanao raharaha
Indro mody ny masoandro
Modia malakilaky hoy aho
Aoka izaho mbola hilalao
ka aza kotabaisinao
ny masoandro indro mody
ny azy satriny izaho
aza mba terena hody
Besorongola, ikaky anie
tsy ampendrasinao toy io
i neny koa ka tsy miomehy
ny anao no be indrindra anio
Nody ihany ilay maditra
nody sasak'alimbe
ka avy hatrany de vôdridra
raok'alika aleha mande
Fa bemarenina rangahy
de lasa koa tsy nandraharaha
nanao korisarisa ery ambony havoana be ery
korisa hatrany an-dohasaha
Nefa mandrak’androany
Mbola ao besorongola
Manao gorisarisa ihany
Tsy mety ho lao tsy mety ho dola
Tantara iny ka tantara…
Zahay mpamaky lohasola
Ianareo no aoka hitsara
Nisy ve besorongola
angano angano arira arira
Zahay mpamaky lohasola
Moa ve mpaniratsira
‘lay hoe besorongola !!
besorongolaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa !!!!!
