Ny aty aminay ry zareo a!!!

1. niryna ( 04/03/2007 06:23)
Maro ny malagasy no mivahiny sy mitady ravinahitra any ivelan'ny dago.
Manao ahoana ny fombafomban'ny olona any aminareo raha oharina ny ao dago?
Ny fiainana andavan'andro, ny fiakanjon'ny olona,ny karazana finoana misy ao,ny fampianarana.Ny fombafomba samihafa.Raha tianareo tenenina moa ilay toerana dia vao maika tsara.
Malalaka ity dinika ity ka samia milaza ny maha afakely azy ka tsy hitovizany ny firenen-tsika.
"Manimanina ny any aminay izaho e,manimanina teha-hody.":cry:8)
(l)niryna
répondu par dadie le 27/03/2007 16:00
2. Stretch ( 04/03/2007 10:43)
ka tongava retsy fa malalaka ny varavaran'Ivato a !
sa ndry andé sambo.
miandry anareo zahay , hizaranareo ravin'ahitra,
de avy eo miara mi-broute ôtran'ny omby an le ravin'ahitra=))
3. sakaizakely ( 04/03/2007 13:45)
man ! maaaaaaaaan ! hoy ny omby :-D :-D :-D
4. Stretch ( 04/03/2007 14:49)
efa mikaly an le ravinahitra sahady ve ndry ry sakaizakely.
ndry ra tsy hahandry tantana an !
tsy miandry service akory nefa ny ol mbola tsy à table dôly.
niryna ataovy misimisy le ravinahitra refa ho avy ihany fa nôna be daôly reto :miam: :miam: :miam:
5. niryna ( 04/03/2007 23:56)
Stretch:

ka tongava retsy fa malalaka ny varavaran'Ivato a !
sa ndry andé sambo.
miandry anareo zahay , hizaranareo ravin'ahitra,
de avy eo miara mi-broute ôtran'ny omby an le ravin'ahitra=))

Tena hitsena ahy tokony anefa i stretch?Toa takany milay izany tsenain'ny namana ato amin'ny serasera izany a.

6. niryna ( 04/03/2007 23:57)
sakaizakely:

man ! maaaaaaaaan ! hoy ny omby :-D :-D :-D



=))=))=))Ahoana ny feon'ny sakakely any?miaouoo
7. niryna ( 04/03/2007 23:58)
Stretch:

efa mikaly an le ravinahitra sahady ve ndry ry sakaizakely.
ndry ra tsy hahandry tantana an !
tsy miandry service akory nefa ny ol mbola tsy à table dôly.
niryna ataovy misimisy le ravinahitra refa ho avy ihany fa nôna be daôly reto :miam: :miam: :miam:


eny ary e :P
8. niryna ( 05/03/2007 00:17)
[quote=niryna]
Maro ny malagasy no mivahiny sy mitady ravinahitra any ivelan'ny dago.
Manao ahoana ny fombafomban'ny olona any aminareo raha oharina ny ao dago?

Ny fiainana andavan'andro, ny fiakanjon'ny olona,ny karazana finoana misy ao,ny fampianarana.Ny fombafomba samihafa.Raha tianareo tenenina moa ilay toerana dia vao maika tsara.

Ny fiainana andavanan'andro
Hazakaza-dava ary eny ambony fitanterana ny olona no manamboatra ny karavatiny,manao lokomena sy manjamaso sns.Ny ankizy vahiny fa tsy ny zanaka gasy a dia tsy mba nampianariny manampy ny reniny miantsena ka izy no mitondra ny fitondrana entana.Rehefa hoe andao hiantsena dia andao hiaraka amiko ny dikany izany ka ilay reniny no mitondra ny entana fa ilay zanany dia mialangalana eo akaikiny fotsiny ary efa mahazatra ny reniny io .
Ny fiakanjon'ny olona
Misy ny manara-damaody ary saiky mitovy ilay izy indrindra ny tanora,misy indray tsy mivaky loha na ngeza aza dia manao pataloha ary tsara ny mijery azy amin'io toy izay miakanjo satria efa zatra pataloha koa ny olona.Misy indray tsy mijery fitaratra ka anaovany daholo izay akanjo tiany na tsy mifanaraka aza ny lokony.Ohatra ba kiraro mavo,tenisy maitso,pataloha manga,ambony mavokely ,satroka mena:P
Ny finoana indray dia saiky misy daholo ka hita ao amin'izany ny kristiana(milamina ,mihogahoga,mitehaka,mandihy,na ny paingotra mianjera aza dia heno ao am-piangonana noho ny fahanginany) ny bodista,ny muslem,ny indou sns.[/u]
Ny fampianarana indray dia malalaka ary tsy misy atao tsianjery izany fa boky daholo no miasa,rehefa tsy mahay ilay ankizy dia tsy manao vakansy fa miverina mianatra izay vao mety hifindra rehefa avy manao fanadinana indray.
Ny universite dia andoavana vola ary misy ny zanaky ny mahantra mahazo fanampiana,ny ambony ny fanadinana hiraisana alohany hifidianana universite,ireo indray dia manana fahalalahana hifidy universite ary mety mahazo fanampiana
Anareo indray izao 8)
9. melody ( 05/03/2007 23:22)
niryna: avy aiza aloha no misy anao e?
10. niryna ( 06/03/2007 07:34)
melody:

niryna: avy aiza aloha no misy anao e?

Ety ambanin'ny ravin'akondro:P

11. melody ( 06/03/2007 11:41)
tsara izany fa ravin'akondron'i dago sa ravin'akondro ny les antilles sa any US sa an'iza?
12. pissoa ( 06/03/2007 18:50)
sakaizakely:

man ! maaaaaaaaan ! hoy ny omby :-D :-D :-D

hihihi - hay ve mahay miteny ratsy ny omby any e :oops::-D:-D:-D

13. simplex ( 06/03/2007 19:10)
niryna:

Maro ny malagasy no mivahiny sy mitady ravinahitra any ivelan'ny dago.
Manao ahoana ny fombafomban'ny olona any aminareo raha oharina ny ao dago?
Ny fiainana andavan'andro, ny fiakanjon'ny olona,ny karazana finoana misy ao,ny fampianarana.Ny fombafomba samihafa.Raha tianareo tenenina moa ilay toerana dia vao maika tsara.
Malalaka ity dinika ity ka samia milaza ny maha afakely azy ka tsy hitovizany ny firenen-tsika.
"Manimanina ny any aminay izaho e,manimanina teha-hody.":cry:8)
(l)niryna



14. melody ( 06/03/2007 23:35)
inona no tiany simplex ho lazaina kay?:)
15. niryna ( 07/03/2007 06:07)
melody:

inona no tiany simplex ho lazaina kay?:)

izaho koa aza mba manontany tena8O

16. simplex ( 07/03/2007 14:47)
Jereo eto
17. niryna ( 08/03/2007 06:20)
simplex:

Jereo eto



o ry simplex a tsy misy ho jerena akory eo8O
18. melody ( 08/03/2007 12:45)
niryna a, mba valio moa io e:wink:
Mpandefa : melody [ Valio ] 06-03-2007 12:41:18
Lohateny : Re : Ny aty aminay ry zareo a!!!
tsara izany fa ravin'akondron'i dago sa ravin'akondro ny les antilles sa any US sa an'iza?
19. simplex ( 08/03/2007 13:37)
niryna:
o ry simplex a tsy misy ho jerena akory eo 8O
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45ea65e36b08e
20. niryna ( 09/03/2007 00:18)
simplex:

niryna:
o ry simplex a tsy misy ho jerena akory eo 8O
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45ea65e36b08e

8O:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5705