Visa permanent.

1. Bakobako2 ( 02/03/2007 18:46)
Miarahaba antsika rehetra.

Mipetraka efa naharitraritra ihany teto SUISSE izahay.
Misy milaza ny ankizy fa afaka mahazo visa permanent hivezivezena amin'ireo pays EU ny gasy eto.
Permis B no hipetrahanay eto,miaraka am permis de travail.
Ka mandefa antso aho ho an'izay mahalala aiza no Ambassade tokony hatonina ZH ny canton nay .
Inona avy no mety ilaina.

misaotra mialoha ho an'izay afaka manomé renseignement.
Ary mirary soa ho an'ny namana mpiserasera.
répondu par Fiffi le 18/03/2007 07:48
2. Fiffi ( 02/03/2007 21:04)
http://www.ch.ch/schweiz/00157/00173/index.html?lang=fr
http://www.geneve.ch/ocp/invitation.html
http://switzerland.isyours.com/f/installation/index.html
http://www.auslaender.ch/einreise/visumvorschriften/liste_f.pdf
sao de misy mahasoa anao....
3. xxx ( 06/03/2007 18:51)
hay misy koa ilay hoe visa permanent?
4. diamondra27 ( 07/03/2007 06:32)
anontanio Mr Nirina , namana ato @ serasera , mipetraka any suisse fa efa nanavotra gasy betsaka izy ary efa elabe tany suisse
ny tsy fantako fotsiny de mbola namana ato ve izy sa efa niala
Efa olondehibe io fa tsy tanora na tsy matotra an!
5. Bakobako2 ( 07/03/2007 22:32)
misaotra betsaka an'i fiffi namaly,
nisy nahasoa ahy tokoa ny site izay nomenao saingy tsy misy ny momba io visa ilaiko io.

Nitady io Mr Nirina io aho fa tsy ato intsony angamba.
Miala tsiny indrindra raha izao vao afaka namaly fa tsy dia manana fotoana betsaka hitsidihana ny serasera.
6. Fiffi ( 08/03/2007 10:16)
Bakobako2: heu....normalement tokony ahazo an'io ndry satria ny suisse ange efa @ loi Schengen eh ! ka raha manana visa heu....à long therme ndry de tokony mandeha ho azy io fivezivezena ao @ EU io.
7. kally ( 08/03/2007 15:17)
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny:

Noho i Suisse tsy ao anaty UE dia tsy mbola mihatra amin'i Suisse ny loi Schengen raha tsy any @ 2008, na dia efa 2004 aza no lanin-dry zareo io lalàna io.
8. Fiffi ( 08/03/2007 17:52)
heu.....la suisse ao anatin'ny Schengen an ! zay no nahatonga an'zareo tsy mpikambana @ EU !
9. fijo ( 08/03/2007 22:27)
tsy ao izy ka.
10. Fiffi ( 09/03/2007 06:46)
http://www.checkpoint-online.ch/CheckPoint/Forum/For0096-InterviewPitteloud.html
11. kally ( 09/03/2007 13:19)
Fiffi midohika be!
Efa hoe tsy mihatra @ Suisse ny loi schengen na ni-ratifier aza zareo!
Ary tsy hoe satria i Suisse tsy niditra ho UE dia voatery lasa Schengen. Ny Schengen dia lalàna mifehy ny fifampivezivezena ao anaty UE ka tsy misy idiran'ny maha-ao anaty UE na tsia an'i Suisse.
12. booboo ( 09/03/2007 13:25)
ié, tsy mihatra @ Suisse ny loi Schengen !!!!!!
13. Fiffi ( 09/03/2007 13:41)
kally:
Fiffi midohika be!
heu.....tsy hoe midohika be zah kah ! manome io jereo eto fotsiny zah.....


14. kally ( 09/03/2007 14:19)
Fiffi:

kally:
Fiffi midohika be!
heu.....tsy hoe midohika be zah kah ! manome io jereo eto fotsiny zah.....






Ka efa nisy filazana mihoatra ny iray fa tsy azo izy dia mbola tsy manaiky ihany:lol:
15. Fiffi ( 09/03/2007 14:37)
fanomezana an'io jereo eto io ve de midika hoe tsy manaiky hiany ? :roll:
16. kally ( 09/03/2007 15:36)
Mila valiny ve i Fiffi?
17. tisera ( 10/03/2007 08:07)
:)ny kely mba fantatro sy tena efa ataoko (satria izaho mipetraka à 20km ny frontière suisse : any foana aho no manao plein carburant-n'ny fiara ) dia afaka miditra sy mivoaka an-kalalahana an'ny frantsa sy suisse rehefa mitondra passeport (zah gasy) sy ny carte de séjour , ary ny carte de séjour eto frantsa io aza dia ahafahana mitady asa ao suisse tout en résidant en france. Ny avy any suisse mankaty @ firenena eoropena hafa koa dia heveriko fa mitovy @ izay ihany saingy tsy afaka ny hanizingizina aho hoe izay no tena izy satria tsy haiko ny fandehany dans la pratique indrindra suisse tsy ao anatin'ny schengen!
18. Bakobako2 ( 10/03/2007 08:52)
Mifampidoika be nareo !

ny voalohany aloha dia tsy Schengen Suisse.
ny citoyen Suisse de afaka mivezivezy UE
ny UE koa afaka mivezivezy Suisse araka ny nolazain'i tisera teo.
ny carte de sejour ho an'ny etranger dia misy karazany 3 : A B C
A= 3 volana
B= 1 an (renouvelable)
C= 10 ans

ka io B io ny carte ko.

ka ny olana dia rehefa te ho any am UE aho dia tsy afaka miditra satria Pays non UE (Madagaskar)

nakany Deutschland aho dia tsy tafiditra fa naverin'ny douane (zoll) noho ireo antony ireo,
na hoy izy maka visum any ambassade.
de andé ho any 3 adiny 4 ko ve no andrerahako tena hilahatra visa any .

fa misaotra anareo namaly.
tsy dia tsotsotra ny loi suisse , ry zareo ra mifidy loi ny vahoaka zao, mbola afaka taona maro iny vao lany any am conseil federal, satria miainga avy any am vahoaka de mbola mandé ambaratongany maromaro.
19. Fiffi ( 10/03/2007 14:15)
20. LazaDaddy ( 14/03/2007 01:22)
Bako> raha latsaky ny 6 mois ny validite an'ilay 1 an renouvelable anananao io dia tsy tafiditra any Deutschland ianao. Fa raha mbola mihoatra ny 6 mois ilay izy dia tafiditra soa aman-tsara. Toy izany koa ny Gasy mipetraka any Deutschland mankany Schweiz.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1737