hatramin'izao...
1. salmo1
(
01/03/2007 17:57)
...mbola misy ve ny fialonana :?:
répondu par melody le 11/03/2007 20:03
5. hery
(
02/03/2007 15:01)
Ilay fanontaniana no tsy mitombona.
Mitovy hoe
hatramin'izao... mbola misy ve ny rano?
Dia izao tokoa.
Tsy voatery mametraka fanontaniana eto amin'ny forum anie vao azo lazaina hoe mandray anjara mafana fo e. Azo atao ny mamaky sy mamaly izay soratan'ny sasany. Be dia be ny zavatra azo ianarana sy azo tsoahina ato.
Dia rehefa manoratra ianao dia apetraho any antsaina any ny fanontaniana hoe inona no zavatra tena soratako, inona no tombontsoa ho an'ny olona sy ho ahy manoratra an'ity zavatra ity.

6. salmo1
(
02/03/2007 16:43)
hery:
mbola misy ve ny rano?
Eny tompoko mbola misy tokoa ny rano.
hery:
Azo atao ny mamaky sy mamaly izay soratan'ny sasany. Be dia be ny zavatra azo ianarana sy azo tsoahina ato.
Inn aza ny tena azoko tsoahina sy hianarana @ ireto dinika ireto :D:-D http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45a79ecfa6cb1
ary
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e5599ed64d8
-Mbola afaka mandray anjara sy manontany ve aho?
7. mbaliana
(
02/03/2007 19:45)
salmo dia soraty daholo ny ao an-tsainao aloha satria zahay mamaky tsy afaka maminany ny ao andohanao izay tianao lazaina...
mino fa toa tsy nisy niteny teo hoe aza manotra intsony fa mbola niteny aza i hery hoe

Dia rehefa manoratra ianao dia apetraho any antsaina any ny fanontaniana hoe inona no zavatra tena soratako...
11. niryna
(
04/03/2007 06:40)
[quote=hery]
Satria misy fahafinaretana ho an'ny tsirairay matoa miditra ato,ary mitombona io teninao io.Raha fantatro fa hanafitohina ny sasany dia aleoko tazomiko ho ahy samy irery.Mpinamana no fahafantarako ny rehetra ato ka raha namana andratra fo ve dia azo atao hoe namana?Namany miady amin'ny olona tsy hita sy tsy fantatra fotsiny dia ahoana?Nianatra zavatra tsara ve aho sa dia .... Misy ny olona sasany afindrany ato daholo ny hatezerany ary rehefa mamaly izy tsy mahatsapa izany fa ny mpamaky no maka feeling no mahatsapa anie :roll:.Mizara fahafinaretana,fifaliana,fahatezerana sns, ho an'ny hafa izany isika rehetra tsirairay avy .Izao koa azo atao raha tianareo.Ny valim-panontaniana izay novaliana dia vereno anie raha tsy manongo-tena ianao raha miteny tsy am-piheverana sy hatezerana lava e.8-).Rehefa raikitra anefa ny kivazivazy dia iny fa miaraka daholo.Izay anie ilay izy.Mianatra fiainana izany no tokony ho izy.Asa aloha fa ireo ny ahy ka miandry ny hevitry ny hafa.
Tsy voatery mametraka fanontaniana eto amin'ny forum anie vao azo lazaina hoe mandray anjara mafana fo e. Azo atao ny mamaky sy mamaly izay soratan'ny sasany. Be dia be ny zavatra azo ianarana sy azo tsoahina ato.
Dia rehefa manoratra ianao dia apetraho any antsaina any ny fanontaniana hoe inona no zavatra tena soratako, inona no tombontsoa ho an'ny olona sy ho ahy manoratra an'ity zavatra ity.
Satria misy fahafinaretana ho an'ny tsirairay matoa miditra ato,ary mitombona io teninao io.Raha fantatro fa hanafitohina ny sasany dia aleoko tazomiko ho ahy samy irery.Mpinamana no fahafantarako ny rehetra ato ka raha namana andratra fo ve dia azo atao hoe namana?Namany miady amin'ny olona tsy hita sy tsy fantatra fotsiny dia ahoana?Nianatra zavatra tsara ve aho sa dia .... Misy ny olona sasany afindrany ato daholo ny hatezerany ary rehefa mamaly izy tsy mahatsapa izany fa ny mpamaky no maka feeling no mahatsapa anie :roll:.Mizara fahafinaretana,fifaliana,fahatezerana sns, ho an'ny hafa izany isika rehetra tsirairay avy .Izao koa azo atao raha tianareo.Ny valim-panontaniana izay novaliana dia vereno anie raha tsy manongo-tena ianao raha miteny tsy am-piheverana sy hatezerana lava e.8-).Rehefa raikitra anefa ny kivazivazy dia iny fa miaraka daholo.Izay anie ilay izy.Mianatra fiainana izany no tokony ho izy.Asa aloha fa ireo ny ahy ka miandry ny hevitry ny hafa.
12. Fiffi
(
04/03/2007 07:20)
hery:eka ouz ....hoy booboo zay ! :)
Dia izao tokoa.
Tsy voatery mametraka fanontaniana eto amin'ny forum anie vao azo lazaina hoe mandray anjara mafana fo e. Azo atao ny mamaky sy mamaly izay soratan'ny sasany.
13. salmo1
(
04/03/2007 21:44)
marina zany ry niryna. =D
Mahay teny gasy daholo angamba isika ato, kanefa samy hafa ny fivelomany tsirairay ka mahatonga tsy fahazahoana eo @ fifandraisan-kevitra.

16. niryna
(
05/03/2007 00:56)
salmo1:
marina zany ry niryna. =D
Mahay teny gasy daholo angamba isika ato, kanefa samy hafa ny fivelomany tsirairay ka mahatonga tsy fahazahoana eo @ fifandraisan-kevitra.
Izany tanteraka
18. cutie
(
05/03/2007 21:14)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 01-03-2007 18:57:24
Lohateny : hatramin'izao...
...mbola misy ve ny fialonana
mbola misy foana hatramizao
mandainga ze milaza we tsy misy :-D:-D:-D:-D