Mahaleo zandriny : Faute de professionnalisme

1. pimaso ( 01/03/2007 14:55)
Pourquoi pas Iraimbilanja Zandriny : C'est plus téchnique,
n'est pas chanson à texte
répondu par Fiffi le 03/03/2007 19:01
2. Fiffi ( 01/03/2007 15:47)
3. dongadonga ( 01/03/2007 21:32)
:idea:
4. vakiniadiana ( 02/03/2007 09:58)
pimaso >> mba azavao kely fa tsy mazava ny tian'ise lazaina
5. xl ( 02/03/2007 11:40)
Mila mianatra musique aloa, cnem na cgm dia mianatra ny arpège, accord complét,
gamme rehetra, solfège, tablature
fa tsy entin'ny aingam-panahy be fotsiny dia atao tsianjery hatramin'ny farany fotsiny ny naoty,
izay angamba ny fahitako azy,
asa ra izay no tian'i zokibe pimaso ampitaina
misaotra o!
Tsetsatsetra tsy aritra!
6. hr9296 ( 02/03/2007 22:36)
Miresaka mozika ihany !
Mba misy afaka manome notion na tablature ve azafady. Mba mianatranatra mitendry guitare eh !

Dia misaotra mialoha
7. xxx ( 02/03/2007 23:03)
8. Fiffi ( 03/03/2007 19:01)
toa hoe ao @ blaogy no misy an'io raha tsy diso zah an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0414