dinika manokana
1. kelly13
(
01/03/2007 14:17)
hono hoa ry zareo, efa ho une semaine za izay no hoe hiditra @ dinika manokana iray nefa hatramin'izao tsy mety tafiditra! misy antony manokana v mahatonga azy ho ela b vao voaray sa ...? d dinika manokana 1 hafa kou fa io alou vao 2 jours no nangataka aho e! nefa na izany aza d tokony hiandry ela b v? misaotra tompoko! d ndao hivanitika kely indray ary e! :)
répondu par kelly13 le 05/03/2007 14:51
11. xl
(
02/03/2007 13:49)
hatraty ka hatrary,
misy staff angamba ao dia izay membre mifankalala ao ihany no permis,
ny vaovao tsy admissible intsony,
Misaotra mialoha e!
Zay mijery baolina aloa hatraizao
lol
misy staff angamba ao dia izay membre mifankalala ao ihany no permis,
ny vaovao tsy admissible intsony,
Misaotra mialoha e!
Zay mijery baolina aloa hatraizao
lol
13. kelly13
(
05/03/2007 14:51)
eh eh eh, hatramin'izao d tsy mbola tafa ry hery a! tssssss, nefa efa ampy taona tsara za sady efa ho feno volofotsy aza hihihihi