Milazà Anana tsy fihinana anankiroa?
1. pimaso
(
01/03/2007 13:49)
?
?
:roll::roll:??
2. Samoana
(
01/03/2007 14:15)
1)Tsy mahazo mihinan'ny anamaminy
2) Misy fady ravin'ny baomanga
3. tsimatimanota
(
02/03/2007 06:37)
4. pissoa
(
02/03/2007 17:11)
5. lapino
(
02/03/2007 17:52)
6. Zina
(
02/03/2007 20:04)
7. xxx
(
02/03/2007 20:54)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil:
8. xxx
(
02/03/2007 22:11)
anabavindrainy sy anadahindreniny :twisted::twisted:
9. sitlo
(
02/03/2007 22:38)
anambadiana sy anambakana
10. Stretch
(
02/03/2007 23:32)
atao rony zany ny tsara sa atao ritra ketsaketsa am henakiso
11. sitlo
(
03/03/2007 20:17)
kisoa izany wa biby maloto
12. Stretch
(
04/03/2007 10:49)
biby mafatifaty reny ko maloto a maloto.
le molony miosanosan'iny ndray , ôtran'ny kisouu.:lol:
13. sitlo
(
04/03/2007 22:04)
14. sakaizakely
(
05/03/2007 09:30)
anana = ravina = ravim-7mbenana
Iraika ihany no hitako klé
15. Samoana
(
05/03/2007 12:00)
16. ikalakintina
(
05/03/2007 12:53)
sakaizakely:
anana = ravina = ravim-7mbenana
Iraika ihany no hitako klé
:-D:-D:-D:-D
17. totofy
(
05/03/2007 17:41)
anakarabo =))=))=))=))=))=))
18. Stretch
(
05/03/2007 20:19)
anakavy am dreny
anakapou
anareo
anakaanabavindreniniterekatsitongavolana.
19. sitlo
(
05/03/2007 20:24)
anakifiry ary izany soratra izany
20. totofy
(
05/03/2007 20:37)
anakiroa ihany hono no atao fa Stretch mitrich:wink::-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1952