Misy marina ve zany eritreritra mifandray (telépatie) zany
1. xxx
(
01/03/2007 09:49)
Raha mifanalavitra toerana hono ilay olon-droa, raha manina ny anakiray dia manembona na mieritreritra ihany koa ny iray , izany hoe misy eritreritra mifandray izany hono , asa , moa ve marina tokoa izany?
répondu par chrislyd2 le 02/05/2008 12:50
2. Jorobe
(
01/03/2007 14:37)
Tena misy io fa rehfa manina ny vadiko nefa sty mahantso azy dia ataon-javatra antsoiny...
3. kelly13
(
01/03/2007 15:20)
asa klou fa ny reninay ono omaly hariva nalahelo b anay d otran'ny oe niantso hoazy anazy izahay taty! donky, mety misy marina ny atao telepathie :)
5. sakaizakely
(
01/03/2007 15:44)
tena mahagaga tokoa, za rehefa manimanina namako iny de miantso azy téléphone, dia maneno tokoa ny sonnerie dia raisiny ilay izy
:lol: :lol: :lol:
:lol: :lol: :lol:
11. dongadonga
(
03/03/2007 11:43)
ary raha mihevona koa hono de misy olona mahatsiaro ,marina ve izany eh:?:
14. zandrikely
(
04/03/2007 15:58)
tena misy io , ary ra misy mahazo ny iray dia tena tsy milamina ny iray any lavitra be any
15. sakaizakely
(
04/03/2007 16:20)
dongadonga:
misy mahatsiaro ,raha mihevona ,marina ve hoaa
Ary za ndray manomboka ny volana febroary ka hatramin'ny jolay dia mievina foana isan'andro isanandro.
Sadu koboko tsara hoe iza io mahatsiaro ahy io : POLLEN !!!!!!
16. sitlo
(
04/03/2007 16:53)
Tamin'ny tantaran'Isilak'olona tao amin'ny anganon'ny Ntaolo. Ilay nisy hoe mambole akondro ao atsimo-trano (sa avaratra moa) ianao ry Neny. Ka raha velomboly ny akondro dia salama tsara aho izay. Fa raha malazo ny akondro dia malahelo aho izay ...
Telepatie via akondro aloha ilay izy sady angano ka dia tsy haiko tsara.
Telepatie via akondro aloha ilay izy sady angano ka dia tsy haiko tsara.
17. Stretch
(
04/03/2007 20:19)
sitlo> tsy maintsy mahita ango lazaina fôna
fa marina sy misy ny telepatie ka ,
za zao mijoro vavolombelona fa raha vao misy hafatra avy aminareo ao am serasera an !
de tsy maintsy mahita ordi hijerena ny serasera.org
fôna.
fa zany nohilazako eto tsy angano fa tena marina fa velona sy mahery :D ny tsiky de ampy:D

19. vale
(
05/03/2007 10:28)
xxx:tena marina io kah!:wink: