efa makaleo fa aleo hiaritra eo ny nifidy azy

1. bazylou ( 01/03/2007 02:31)
""Fa nahoana no association vahiny daholo no mikarakara ny malagasy sahirana?
Ny kere izao vao hita tamin'ny tf1 nandefa gonim-bary ny aty france isaky ny fianakaviana.Tsy anjaran'i Ravalomanana ve no miary ny mponina ao amin'ny fireneny mba tsy hisy mosary na iray aza?Firy no isan'ireo mosarena ireo no tsy araka,amina million angaha ka dia voatery miantso vonjy kanefa ny tanim-bariny any alaotra efa anarivona hectare.Nahoana no tsy i Ravalomanana mihintsy no manome sy mandray an-tanana?Tokony ho foana ny fahantrana eto madagasikara fa raha tsy mahavita izany anaty fotoana fohy i Ravalomanana sy ny harem-beny dia tokony ho soloina haingana fa mijaly ny malagasy, mitafy henatra ny malagasy, tsy milamina ny malagasy efa ela niaritra fahoriana.""
hoy le bandy atsy am wanadoo!!

répondu par fijo le 09/03/2007 23:36
2. xxx ( 01/03/2007 03:29)
bazylou:

Fa angaha heverinao fa vita petatoko anatin'ny fotoana foy io fitondrana io ka oe hisolona refa tsy mahavita ao anatin'ny fotoana fohy ra8. Ny fitondran'i Radidy aza teo aloha naharitra firy taona??? 25ans et plus, tsy nahavita inoninona, POKATY koa maika fa ze vao 5ans zay no nitondrana? amapahafirin'ny 25ans radidy ny 5ans an'i ra8 ka oe tokony hamokatra malaky??? or 25ans pokaty??? Aza mirediredy eo.

Resaka varin'Alaotra no lazainao, na firy Ha ny tany any, matin'ny cyclone sy ny ranobe ny vary any,na de traiter-na tahaka ny inona aza ny tany any alaotra Inona no vokatra azo eo, fa tsy maintsy manafatra vary isika, t@ ity taona ity koa zao ra manara-baovao ianao fa nisy cyclone be koa tany, orambe tany, vokany maty ny varin'ny tantsaha any Alaotra surtout t@ ity taona ity, fa angaha ra8 koa no nahatonga ny loza araka ny nature aminao??? sa iza aminao no afaka mifehy ny loza araka ny nature??? Personne!

Mba misaina sy mijery ny zava-misy ary ny antony vao manoratra wa fa aza mirediredy eo!!!!:{:{:{

3. Solitikabe ( 01/03/2007 03:35)
tai indray izany ry xxx an. ahahahahahahhahahah
Aza mora miakatra aloha sao tsy voatsindry eto intsony ny milina, fa hihinjitra eo daholo ny ratsantanana
4. Fiffi ( 01/03/2007 06:59)
xxx:
Fa angaha heverinao fa vita petatoko anatin'ny fotoana foy io fitondrana io ka oe hisolona refa tsy mahavita ao anatin'ny fotoana fohy ra8. Ny fitondran'i Radidy aza teo aloha naharitra firy taona??? 25ans et plus, tsy nahavita inoninona, POKATY koa maika fa ze vao 5ans zay no nitondrana? amapahafirin'ny 25ans radidy ny 5ans an'i ra8 ka oe tokony hamokatra malaky??? or 25ans pokaty??? Aza mirediredy eo.
f'ita hoa eh ! zah aloha tena mihombon-k'hevitra @ nao @ io an !
aza variana mimenomenona hoa fa mba jereo ny réalité eh !

5. xxx ( 01/03/2007 08:10)
Ka raha tsy hanao ve izy de inona no hijerempotsiny azy eo !!!
no fidina izy mba hanarina ny simba sy ny efa lavo, ka raha izy ndray no hanimba tsy aleo manolo palitao!!
raha io resaka radidy io de efa nilaozan'ny toetrandro zany [tsy izany ihany no hataonareo kobay hafofoky anay],
6. xxx ( 01/03/2007 09:09)
Fa ra8 nga manana fahefana @ hain-tany, orana, tondra-drano, cyclone sns...???
Sa inn ny an'dry bazyll no misaina?:?:

Izahay ary izao manao voin-kava-mahatratra ho an'ny mpiray tanindrazana aminay, tsy miwalawala, izay malala-tanana hafa koa ekena daholo tsy an-kanavaka. Rehefa tsy mahafoy ianao na tsy te-hanome, mijanona dia ataovy tsara ny fiainanao fa tsy laozana miwalawala a gauche a droite eo.

Raha hitondra ny anjarabirikinao ianao, dia mahavita soa, sady honera be ny lany.
7. salmo1 ( 01/03/2007 10:02)
bazylou:
efa makaleo fa aleo hiaritra eo ny nifidy azy

:-D:-D=))

Lasa ho sambatra daholo hono izay nifidy sady, sady vita soamatsara ny lalàna.

8. sakaizakely ( 01/03/2007 10:41)
na marina aza ny hoe tsy mora ny manao zavatra, ny harendRa8 mitombo lavitra noho ny haren'ny malagasy iray manontolo. Na inn tafiotra, na inn tondradrano mahavoa ny vokatra eny amintsika, ny kibonizy mianakavy tsy maintsy feno, ny orinasany rehetra bénéficiaires foana, ny placements any ivelany manome tombony daholo. Rehefa tena feno ve ny poketrabe ny tsy hitodika hanipitsipy ho an'ny mahantra ihany izy ? Tsy maika aminy izany satria ny organisations humanitaires hanao izay tsy vitany. Ny azy hafa ny priorités-ny §§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§ dolaka, dolaka, dolaka !
9. Jorobe ( 01/03/2007 13:48)
Tsy Ra8 na izay Radidy no "messie" hanavotra an'i Madagasikara fa ny fandraisan'ny tsirairay andraikitra.Raha mbola hiandry "homme providentiel" izany dia mbola tsy hisy ny fandrosoana.
10. xxx ( 01/03/2007 17:15)
xxx:

Ka raha tsy hanao ve izy de inona no hijerempotsiny azy eo !!!
no fidina izy mba hanarina ny simba sy ny efa lavo, ka raha izy ndray no hanimba tsy aleo manolo palitao!!
raha io resaka radidy io de efa nilaozan'ny toetrandro zany [tsy izany ihany no hataonareo kobay hafofoky anay],

Ka efa manao kosa izy zao eeee, efa manarina ny lesoka rehetra teo aloha izy zao...hiraha-mahita izany, ohatra @ zany fotsin yzao santionany ity zao: ny réseau hatrany ambanivohitra be aza efa misy, tsy efa fandrosona ve zany, afaka miresaka aminareo aty ivelany antél ny fianakavinareo lavitra be any ambanivohitra any, moa ve izany tsy efa fifaliana ho antsika. Tsotra fotsiny: aleo izy kaloha hanapitra ny mandat-ny, efa miasa izy, ary mba nisy zava-bita ihany par rapoort ny an'i radidy pokaty hiaraha-mahita izany. donc avelao kaloha izy hiasa, hanapitra ny mandat-ny, matoa izy lanimbahoaka mbola mamimbahoaka izy izany, ny hafa tsy haninna tsy haninna matoa tsy lany. donc avelao kaloha izy hiasa.ary io tsy vitan'ira8 rery, fa mila ny fiaraha-misalahy sy fiaraha-miasa ny gasy iray manontolo zay io vao tafa.
11. xxx ( 01/03/2007 17:25)
sakaizakely:

na marina aza ny hoe tsy mora ny manao zavatra, ny harendRa8 mitombo lavitra noho ny haren'ny malagasy iray manontolo. Na inn tafiotra, na inn tondradrano mahavoa ny vokatra eny amintsika, ny kibonizy mianakavy tsy maintsy feno, ny orinasany rehetra bénéficiaires foana, ny placements any ivelany manome tombony daholo. Rehefa tena feno ve ny poketrabe ny tsy hitodika hanipitsipy ho an'ny mahantra ihany izy ? Tsy maika aminy izany satria ny organisations humanitaires hanao izay tsy vitany. Ny azy hafa ny priorités-ny §§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§§ dolaka, dolaka, dolaka !

hummmm, na hihinana foana aza izy, mba mijery ny mahantra kosa izy eeee, manampy ny mahantra izy ary mikezaka mba hampandroso malaky an'i M/car izy hiaraha-mahalala sy hiaraha-mahita izany, par rapport radidy, radidy anie tsisy hinna vitany mitsy eeee. Nameno paosiny sy ny fianakavimbe-ny ary ny troupe-ny fotsiny izy, mirevy any ivelany fotsiny fa tsy miasa akory, vokany tafalatsaka tao anatin'ny fahantrana tanteraka ramalagasy. Ary jereo fotsiny ra miresaka bourse aty ivelany isika fa taloha tsy hita popoka ny offre de bourse ary zay tsy mahay ninna ihany no mahazo le izy satria troupe-ny radidy, vokany afa-baraka ny gasy fa tsy mahay ninna, zao @ andron'ny ra8 nisy ny mangarahahara, vokany, efa marobe zao reo gasy mahay nefa mahantra nahazo bourse ary tafavoka aty ivelany daholo mianatra, taloha znay miantra ety ivelany zany de natao ho an'ny zanakiny mpnanana sy ny mahitahita ihany. zao ny rehetra izay mahay ary mahafeno le condition takina de tafavoaka daholo na zanaka ny mpnanana io na zanaky ny mafy ady, zay zao de hita fa tena fivoarana sy fandrosoana lehbe mahintsy eo @ lafiny fanabeazana, ary azo antoka fa hitondra soa ho an'ny tanindrazana ny vokatr'izany.
12. fijo ( 09/03/2007 23:36)
jorobe,marina izany,ny rehetra no mila miara mientana fa tsy ravalo sy rasivy no andrasana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0483