mila torohevitra

1. xxx ( 28/02/2007 17:19)
mba manontany anareo vhv inona kay no fomba atao mba ampangeza nono ,mba atoroy hevitra fa tena menatra be za rehefa manao décolté ireny ohatra, merci daolo :(
répondu par pissoa le 03/03/2007 11:24
2. Fiffi ( 28/02/2007 17:27)
http://www.super-feminine.com/?gclid=CNjV9PPA0YoCFTwHQgodBBhCgQ hono.....
3. fasaly ( 28/02/2007 17:28)
rehefa kely nono no natiora nao de tsy misy azo hatao re! tsy misy mirakl tsin kou:? atovy matevina fotsiny ny soutien na asio anreny solonono ireny! sinon tsy maintsy mi passer chirurgie estetik:-P
4. xxx ( 28/02/2007 17:50)
xxx: manao de vita
5. xxx ( 28/02/2007 17:57)
Raha aretina ilay izy dia manatona dokotera. Raha tsy aretina kosa fa efa izay mihitsy ny toe-tenanao dia omeo valeur ny tenanao fa aza menatra izany. Ny akanjo sy ny haingo fotsiny fidina tsara. Ny soutien ohatra dia mba ilay push-up ireny vidina. Ny débardeurs koa raha misy. Tsy manao akanjo malalaka ary tsy dia tsara ny loko matroka be rehefa kely ny nono. Ny sac a main atovy kelikely toy ny tena ihany ... Zavatra toy izany atao !
6. xxx ( 28/02/2007 18:08)
fafana matetika amin'ny papier hygiènique indroa na intelo isanandro.
7. Fiffi ( 28/02/2007 18:11)
rehefa miteraka koh de mitombo io......
8. xxx ( 28/02/2007 19:59)
Ny ankabeazan'ny vehivavy be nono dia menatra satria vao mijery ny olona dia tsy mahita afa-tsy io nono io!Tsy ny olona rehetra no tia an'io fa ny lehilahy ..., nefa tsy maharitra fa ianao lasa marary lamosina sns... @ io nono io. Tsy ho an'ny lehilahy no hanaovana an'io fa ny olona hitako dia manenina daholo.Tsy ratsy anie ny hanananao na dia hitanao fa keny aza e!Aza mitady ny tsy nomena sao hanenenana!
9. simplex ( 28/02/2007 20:09)
xxx,

asehoy aloha fa teneniko anao hoe antonony sa tsia ny angozany avy eo ;-):°)8)8)
10. xxx ( 28/02/2007 20:16)
xxx, rehefa manao décolté koa dia ilay V ireny ny vozona anaovana dia manome endrika tsara.

simplex, hihihi!
11. xxx ( 28/02/2007 20:28)
Raha ho an'i simplex aloha dia sanatria e! Perso io fa tsy ho an'ity adala sy hendry rehetra ity! Même pas dans les rêves!!:lol:
12. simplex ( 28/02/2007 20:33)
kay letia e,
coup de massue mafy mintsy izy zany nefa mba otran'ny sexy ihany ny ps-ko :°);-):-D:-D

et dans mes cauchemar peut etre? :P8)8)

13. soarynala ( 28/02/2007 22:30)
iii itako ny tsy mampitombo ny nonon ' i xxx, omeo safosafon ny lehilahy d lasa goavana b io:P
14. xxx ( 28/02/2007 23:47)
:roll:ty ngaha adala?
15. pissoa ( 01/03/2007 18:20)
=))=))=))
16. Zina ( 01/03/2007 19:07)
xxx [ Valio ] 28-02-2007 18:19:14
Lohateny : mila torohevitra
mba manontany anareo vhv inona kay no fomba atao mba ampangeza nono ,mba atoroy hevitra fa tena menatra be za rehefa manao décolté ireny ohatra, merci daolo


efa betsaka izao ny pivarotra mamarotra an'ireny soutine mampa-be nono ireny (ohatra Victoria Secret) mijereva any...:wink:
17. xxx ( 02/03/2007 11:16)
merci daolo anizany namaly ,de ho any simplex ny nono tsy azo aderadera izany:^)ko ratsy manao mividy zavatra izy ity ko hoe ao jereko!!!:?:
18. simplex ( 02/03/2007 16:17)
ho any xxx,
fa nga aderadera izany, aseho fotsiny,
sao d mba ngoza ihany manko k marary andoha @ tsisy dikany enao :°);-)
19. sakaizakely ( 03/03/2007 09:09)
inona no ilana be nono izany ? Mora mitifitra ary @ pole sud ary io rehefa diso be, aleo kely tsaratsara
20. pissoa ( 03/03/2007 11:24)
simp :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2204