Arahabaina i KALAMITIA sy rabaradaka

1. sitlo ( 28/02/2007 03:49)
Arahaba tratry ny tsingeritaona nahaterahana.

KALAMITIA (zany ny kofafa)
rabaradaka (zany ny gazetim-panjakana)
tracy (zany ny baoty)
ary soffia (zany ny moknazy)

:-D
nisinisy mihitsy tandroany izany

Dia ny hafa koa
:-*:-*
répondu par Mmamisoa le 01/03/2007 10:12
2. mbaliana ( 28/02/2007 03:53)
dia miarahaba an'izay tonga fety zany koa ho falifaly lalandava :-*:-*:-*
3. sitlo ( 28/02/2007 03:59)
adino, kay tokotra moa tsy misy 29 fevrier

Dia tonga dia miarahaba an'i Simplex koa.

(na dia ohatra ny bilao ihany aza araka ny eritreritro ;-))
4. fasaly ( 28/02/2007 06:50)
arabaina dool zany fa tsy mank nin nin tsika rehetra fa ao dool ny boty kofafa ny mokonazy sy ny gazety:-D:-*
5. Fiffi ( 28/02/2007 07:02)
arabaina daholo zany ireo namana annif-ny androany....de ho tahian'Andriamanitra hatrany...
6. Stretch ( 28/02/2007 07:57)
Dia arahabaina ianareo rehetra zay manana ny tsingeritaona nahaterahana anio,
ho mavitrika amin'ny fiharahana eto ,
ary koa ho tomady amin'ny fiainana andavan'andro.

:-*(l):-*
7. kelly13 ( 28/02/2007 10:46)
joyeux anniversera e :)
8. Aino ( 28/02/2007 14:09)
joyeux anniversera Kalamitia sy tariny(l):-*
9. Mmamisoa ( 01/03/2007 10:12)
KALAMITIA sy simplex : arabaina zany oh!! :wink:
(l) (l) :-* :-* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4953